Tak express.mg

Tak express.mg Nous vendons (en ligne) des vêtements et chaussures importés pour toute catégorie d'âges et de personnes.

En étant en ligne, tous les achats se font via notre page, suivi d'une livraison rapide à domicile.

Salama daholo eh👋😊Maro amintsika vehivavy izao no te hividy akanjo vaovao anefa kamo hitety tsena na tsy manam-potoana n...
22/05/2023

Salama daholo eh👋😊

Maro amintsika vehivavy izao no te hividy akanjo vaovao anefa kamo hitety tsena na tsy manam-potoana noho ny asa aman-draharaha eh?

Ireto ary ny vahaolana ho anao eh :
✅t-shirt importé tsara kely sady à la mode🤩
✅amin'ny vidiny mirary

Fa angah izay ihany fa raha mi-commande ato aminay ianao dia "GRATUIT" daholo ny livraison na aiza na aiza misy anao, ka araraoty ary eh😍😍

NB :
📌livraison sous 24h sans horaire fixe
📌tsindrina ny sary tsirairay dia efa mipetaka ao ny prix sy ny détails rehetra.
📌efa photos réelles daholo ireo an

Alefaso par MP ary ny commande fa mandray anao izahay an😊

Dia aza adino ny mi-"s'abonné" @ pejy mba afahanao manaraka tsy tapaka ny arrivages vaovao🙏

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Telephone

+261385251658

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tak express.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category