27/11/2024
Ho anareo reny vao teraka tsy maintsy mitondra elo ireny na hiarovana zazakely amin'ny masoandro na amin'ny fahavaratra.
Ity tsara kely antonona anaty poketra tsara. Mafatifaty kely, masosotra kely nefa mafy kely.
prix : 23 000 Ariary
contact : 034 34 697 39.