13/06/2025
❌FILAZANA❌
Miarahaba antsika rehetra tompoko
Mamerina ny fialan-tsiny izay efa natao tany @ hafatra manokana eto ihany izahay ''Best Mode Mada ''tompoko,noho n'y FAHATARAN'NY zaitrantsika @ ireo ensemble jogging,sy survette nankinina taminay🥺
Noho ny fahatapahan'ny herinaratra nihamafy tato ato sy ny olana naterak'izany de tena tsy afa-manoatra izahay,ka lasa niteraka ny fihemorana @ ireo livraison 🥺
📢 Miala tsiny tompoko!
Efa miezaka mijery vahaolana izahay fa mankasitraka hatrany antsika 🙏