Les Articles de Fandresena

Les Articles de Fandresena L'authenticité aux quotidiens ❤️🥰. Mandray fiarahamiasa ihany koa 😉

20/07/2026

🔰Chaussons bébé 🔰
Mazoto handrefy ny tongotra keliny zazah vé ianareo maman rehetra ato ity ary misy chaussons masisou keliy 🙃😋💖

🎀Prix : 15.000 ar 🎀 oui 🎀 15.000 ar 🎀

Ireto avy pointure disponible :
🛑Couleur blanc :
11,5 cm
12,5 cm
13,5 cm
14,5 cm
🛑Couleur beige :
13,5 cm

N.B : ho anareo ilay miteny hoe misy zaza 05 mois vé 🥰 oui misy raha mitovy @ ireo pointure Etsy ambony ireo ny refiny tongony 🥰 tsara refesina foana mba tsy ho diso isika fa tsy mitovy mantsy ny pointure zazakely rehetra 🙃💖😋

Mp tohiny ary euh 🥰🙃💖

19/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Reginaldo Salvatore, Henrietta Bodia, Sylvia Sam, Mbinintsoa Lova Lalaina Andrianame, Nomenjanahary Rambao, Ando Nanou Rafano, Hasina Rajao, Laingo Nirina, Lölïë Öjänïänä, Dadatoa Tsoa, Lucienne Laurence Rabe, Daddie Harivelo, Nivomalala Razafimaharo, Nirina Omega Rasoanaivo, Razafinjo Norah Georgia, Lucien Olivier Rasolofonjakamiadanirina, Finaritra Paradis Andriamahery, Asricka Rakotovao Aubertin, Jackel Francis, Arison Rivo, Rado Raharinaivo, Fanomezantsoa Bakoliniaina Ramamonjisoa, Sandrah Ravololomboahirana, Andy Mihary Andrianja, Marianah Minah, Judel Frisien, Eric Touvher Manda, Missionnaire Julie Houlder Ramiandriray, Jean Aimé Ranaivoson, Navoko Miora Lalaina, Mamie Rakotondravaly, Fara Ratianarivo, Lolona Razafimahery, Patricia Andriamanana, Ny Antema Andria Mahenintsoa, Sylvie Ramanandraibe, Longo Nina, Nicole Ralaivaomisa, Rina Rina, Henintsoa Ranaivoson, Katy Randria, Jocelyn Guerin, Maminirina Jo-Hostinah, Josline Rasoanantenaina, Emiliana Fenomanana, Ir'aina Yannick, Ramarolala Fanja, Andrisoa Seheno Ramananjato, Ando Rakotoarimanga, Ratefiarivony Tahiry Nasoavina Elysé

18/07/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Harisoa Léa

17/07/2026

🎀Prix 40.000 ar 🎀 oui 🎀 40.000 ar 🎀
Pointure : 41 et 42 sisa 🥹❤️
Noir : 40 🥹
Mp ary raha hanao commande fa lundi misy livraison isika 🥰💖

Ity aloha ny tsakitsaky hijerena final an'le baolina sao nona eh 😋🤭🤣🤣🤣❤️🤤 Ity ny recette vaovao ho an'ny les amoureux du...
16/07/2026

Ity aloha ny tsakitsaky hijerena final an'le baolina sao nona eh 😋🤭🤣🤣🤣

❤️🤤 Ity ny recette vaovao ho an'ny les amoureux du sakafo 😍❤️😋...

👌Tsotra nefa matsiro beuuuuhhh 😍❤️😋🤤🤤

🍤 CREVETTES AU BEURRE À L’AIL 🧄✨
(Ho an’ny olona 6)

🧺 Akora ilaina :

✅ 3 kg ny crevettes 🦐
✅ 300 g ny beurre 🧈
✅ Tongolo gasy 7 🧄
✅ Sira 🧂
✅ Dipoavatra 🌶️

👩‍🍳 Fomba fanamboarana :

🔸 Dingana 1 :
Tetehina madinika tsara ny tongolo gasy 🧄, avy eo arotsaka ao anaty beurre 🧈 ary avela hiempo amin’ny afo malefaka be mba hivoaka tsara ny hanitra. ✨

🔸 Dingana 2 :
Arotsaka ao anatin’ilay beurre misy tongolo gasy ny crevettes 🦐, dia endasina mandritra ny 10 minitra eo ho eo mandra-pahamasaka azy. 😋

🔸 Dingana 3 :
Asiana sira 🧂 sy dipoavatra 🌶️ araka izay tiana, dia aroso mbola mafana tsara. 🔥🍽️

💡 Soso-kevitra :
Aroso miaraka amin’ny vary mafana 🍚 na m**o 🥖 dia vao mainka matsiro.

❤️ Sak’Afo — Mianara mahandro, mizara fahafinaretana! 👩‍🍳✨ ( Page nay ihany io fa natokana hianarana manao sakafo tanteraka 😋💪🔥)

15/07/2026

Bonjour daholo indray oh 💖🥰...
📸📽️Ity misy vidéo kely mahakasika an'ilay Mini Bouilloire électrique 🥘

Afaka hanaovana :
🔰 Rano mafana tsotra
🔰Vary
🔰 Soupe sns izy ity an 😍🔥

Efa afaka manao récupération amin'ny izay ianareo no sady afaka manao livraison ihany koa izahay an🛵💪😋

Manakory aby daholo isika mpanaraka ny pejy 🥰❤️ 🕊️❤️ IDÉE DE BUSINESS 🕊️❤️Andao isika mba hizara zavatra mahasoa indray ...
09/07/2026

Manakory aby daholo isika mpanaraka ny pejy 🥰❤️
🕊️❤️ IDÉE DE BUSINESS 🕊️❤️
Andao isika mba hizara zavatra mahasoa indray eh💪 😍❤️

Ndao ifampizara idée de Business indray aloha isika 🔥😍
Afaka atao vadin'asa nefa afaka atao fivelomana ihany koa, ndao indray mba hianatra hizara isika nefa tsy mila tambiny eh 🔥❤️

Alefaso anaty commentaires ny zavatra hainareo dia mba hianaran'ny hafa fa indraindray mba mahasoa ny naman-tsika ❤️🥰
Zarao ao ihany koa ny expérience kelinareo eh 📊📆

Perso : Manao gâteau sy resaka pâtisserie ny aiko dia ho zaraiko eto @ pejy eto foana izany manomboka androany 🥰fa ny anareo atao aminy commentaires ary 😘🥰

TSY MISY MANANA NY AMPY FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY EUH 🔥❤️💖

Bonne chance daholo hoan'ny ankizy rehetra ❤️🥰 dia force kely aloha hoan'i maman sy papa rehetra eh 💪🔥...
06/07/2026

Bonne chance daholo hoan'ny ankizy rehetra ❤️🥰 dia force kely aloha hoan'i maman sy papa rehetra eh 💪🔥...

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Articles de Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share