Abel severin

Abel severin Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Abel severin, Apparel & Clothing, Bekily, Antananarivo.

Marc TATANDRAZA: Tena Nasaina teny Iavoloha, ary nandray fitenenana omaly. Nanolotra ny tondrozotrany tamin’ny filohan’n...
07/09/2026

Marc TATANDRAZA: Tena Nasaina teny Iavoloha, ary nandray fitenenana omaly.

Nanolotra ny tondrozotrany tamin’ny filohan’ny Fanavaozana, Michaël RANDRIANIRINA, ny hirosoana haingana amin’ny fifidianana fa tsy ho TETEZA-MIHITATRA. 🛑 TSINDRIO KELY IO ROHY MANGAMANGA AMBANY IO DIA HO HITANAO AVY HATRANY ILAY VIDÉO ORIGINAL TOMPOKO https://www.facebook.com/reel/1383815553955052/?app=fbl

05/09/2026
05/09/2026
05/09/2026

Niaka-dapa ihany farany i Marc Tatandraza.

"Quand un clown entre dans un palais, le palais devient un cirque"

05/09/2026
Marc TATANDRAZA: Ny Antoko FAFIFIVO (Fampivondronan-kery, Firaisankinambe Fiarovona ny Vokatra) izay anay no Antoko mata...
03/09/2026

Marc TATANDRAZA: Ny Antoko FAFIFIVO (Fampivondronan-kery, Firaisankinambe Fiarovona ny Vokatra) izay anay no Antoko matanjaka indrindra handimby ny TGV. Nanao fanambarana teny Ambohijatovo izao maraina izao izy ireo.

Nahazo fanasana amin’ny dinika politika izay ataon’ny PRRM eny Iavoloha rahampitso izahay. Sambany hiaka-dapa ny lehilahy.

Address

Bekily
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Abel severin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share