Zanakovavy

Zanakovavy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanakovavy, Apparel & Clothing, Ampefiloha, Antananarivo.

Vokatra tsara kalitao, efa hita amin’ny sary daholo ny prix💥 Tsy miandry ela, mora raisina, mora vidy📦 SUR COMMANDE ihan...
06/06/2026

Vokatra tsara kalitao, efa hita amin’ny sary daholo ny prix
💥 Tsy miandry ela, mora raisina, mora vidy
📦 SUR COMMANDE ihany
💰 Misy prix de gros ho an’izay maka betsaka
📍 Mandefa manerana ny faritra rehetra
💸 Frais de livraison manomboka amin’ny 3000Ar
⚠️ ZAVA-DEHIBE:
❌ Tsy manana tsena izahay
❌ Tsy misy “dispo” tonga dia raisina
➡️ Manao livraison sy commande ihany
📸 Raha liana:
👉 Capture-o ny sary dia alefaso MP avy hatrany
📞 Na antsoy: 038 66 038 82
🔥 Stock voafetra, aza tara! 🔥

JUIN : VOLAN'NY FETIM-PIRENENA SY FETY AN-TSEKOLY 🇲🇬Ankalazao amin-kafaliana ny volana Jona miaraka amin'ny akanjo Vita ...
01/06/2026

JUIN : VOLAN'NY FETIM-PIRENENA SY FETY AN-TSEKOLY 🇲🇬
Ankalazao amin-kafaliana ny volana Jona miaraka amin'ny akanjo Vita Malagasy ho an'ny fianakaviana manontolo. ❤️
✨ Akanjo tsara kalitao
✨ Vita amin'ny tanana eto Madagasikara
✨ Mety amin'ny fetim-pirenena sy fety an-tsekoly
✨ Ho an'ny ankizy vavy sy lahy
✨ Tsy diso anjara ihany koa ny olon-dehibe
Asehoy ny hakanton'ny kolontsaina Malagasy ary manohana ny mpanao asa tanana eto an-toerana.
📦 Livraison manerana an'i Madagasikara
📩 Raisina ny commande
🇲🇬 Mividiana Vita Malagasy, manohana an'i Madagasikara! 🇲🇬
ZANAKOVAVY Ho an'ny ankizy sy ny olon-dehibe, satria ny Vita Malagasy dia ho an'ny rehetra. ❤️🤍💚🇲🇬

🕊️ Mirary Pentekôty sambatra ho anareo rehetra 💛Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana sy fanohanana anay hatrany 🙏🥰Ho fen...
24/05/2026

🕊️ Mirary Pentekôty sambatra ho anareo rehetra 💛
Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana sy fanohanana anay hatrany 🙏🥰
Ho feno fitahiana sy fifaliana anie ny tokantranonareo rehetra.
— ZANAKOVAVY 🌸

🌿✨ PENTECÔTE SPÉCIALE GASIGASY ✨🌿Mitadiava akanjo gasigasy ho an’ny fianakaviana manontolo?Eto no misy azy 🥰👇👗 Ho an’ny ...
11/05/2026

🌿✨ PENTECÔTE SPÉCIALE GASIGASY ✨🌿
Mitadiava akanjo gasigasy ho an’ny fianakaviana manontolo?
Eto no misy azy 🥰👇
👗 Ho an’ny vehivavy
👔 Ho an’ny lehilahy
🧒 Ho an’ny ankizy
👨‍👩‍👧 Style famille assortie misy ihany koa
💚 Vita Malagasy
💚 Tissu tsara kalitao sy mahazo aina
💚 Mety amin’ny fiangonana, fety ary sary souvenir Pentecôte
📌 Sur commande
🚚 Livraison manerana an’i Madagascar
💸 Frais livraison à partir de 4.000Ar
contact:0386603882
⚡ Maka maro misy prix avantageux
📩 Midira mp aza raha haka modèle sy prix

📢 SONDAGE SPÉCIAL MAMAN & RAY 👶💕Misy produit vaovao ho avy ao amin’ny page 😍👉 Perruque ho an’ny bébé (style mignon + nat...
26/04/2026

📢 SONDAGE SPÉCIAL MAMAN & RAY 👶💕
Misy produit vaovao ho avy ao amin’ny page 😍
👉 Perruque ho an’ny bébé (style mignon + naturel)
Alohan’ny hanombohana azy dia mila ny hevitrareo izahay 🙏
❓ Raha misy perruque bébé:
1️⃣ Hividy ve ianao?
👍 Eny, tena liana
❤️ Mety raha tsara kalitao
😢 Tsia
2️⃣ Ampiasainao amin’ny inona?
📸 Sary / shooting
🎉 Fety / événement
😍 Style isan’andro
3️⃣ Budget tianao?
💰 Mora (prix abordable)
💬 Manorata commentaire:
👉 “INTERESSÉ(E)” raha te hahazo priorité rehefa misy stock
🎁 Mety hisy cadeau surprise ho an’izay mandray anjara 😉

Coucou daholo ee🥰Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara ❤️Tena nahafaly anay ny fandraisanareo anjara be dia be ...
14/04/2026

Coucou daholo ee🥰

Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara ❤️
Tena nahafaly anay ny fandraisanareo anjara be dia be 🥰
🥁🥁 Taorian’ny lalao, izay nanao partage public sy nahazo ny réaction betsaka indrindra ny commentaire ary ns’abonne tamin’nh pagentsika🥁🥁
🏆 Ny mpandresy dia : Harii Soa󱢏 🎉🎉
Arahabaina be 👏👏

🎁 Azafady, mifandraisa aminay amin’ny message privé mba handraisana ny loka 🎁

🙏 Misaotra anareo rehetra ❤️
✨ Mbola hisy jeu concours hafa indray ho avy ka aza miala lavitra 😉

Mandram-mpiandry an’zay dia afaka manjifa hatrany ireo Robe kely sy ensemble isika anh 😘😘😘

✨🌸 NOUVELLE COLLECTION CHEZ ZANAKOVAVY 🌸✨👗 Robe Smock + Robe Paysage Malagasy 🇲🇬🔥 Style tendance sy confortable💯 Mety ho...
13/04/2026

✨🌸 NOUVELLE COLLECTION CHEZ ZANAKOVAVY 🌸✨
👗 Robe Smock + Robe Paysage Malagasy 🇲🇬
🔥 Style tendance sy confortable
💯 Mety ho an’ny ankizy
🌿 Robe Paysage → mampiseho ny hakanton’i Madagasikara 🇲🇬
👗 Robe Smock → simple, élégant ary maivana
📦 SUR COMMANDE
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara
💥 Prix mora + qualité tsara
📞 038 66 038 82

📣 JEU CONCOURS SPÉCIAL 🎁👗Aiza daholo ianareo eee? 😍Andao hanao jeu concours kely eto amin’ny page 🎉👉 Condition fandraisa...
07/04/2026

📣 JEU CONCOURS SPÉCIAL 🎁👗

Aiza daholo ianareo eee? 😍
Andao hanao jeu concours kely eto amin’ny page 🎉

👉 Condition fandraisana anjara :
✔️ Asio 👍 jaime ny page
✔️ Mentionner namana 7 hanaraka sy hanao jaime ny page
✔️ Publio ao amin’ny compte-nao
✔️ Captureo dia apetraho ao amin’ny commentaire rehefa vita ireo rehetra ireo

🏆 Loka ho azo :
👉 Ilay robe tsara be aseho eto 👗✨

🥇 Izay mahazo j’aime betsaka indrindra no handresy

⏰ Fisarihana : 14 avril 2026

🔥 Mazotoa milalao ary eee! Bonne chance daholo 💖

🌸🐣 Joyeuses Pâques 🐣🌸Mankasitraka indrindra anareo mpanjifa rehetra tamin’ny fitokisana sy fanohanana anay hatrany 🤍Mira...
05/04/2026

🌸🐣 Joyeuses Pâques 🐣🌸

Mankasitraka indrindra anareo mpanjifa rehetra tamin’ny fitokisana sy fanohanana anay hatrany 🤍
Mirary P***a feno fifaliana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo sy ny ankohonananareo 🙏✨

Manantena izahay fa hitohy hatrany ny fiaraha-miasa amintsika 💕

📦 Mbola mandray commande hatrany
🚚 Livraison disponible manerana ny faritra rehetra

📞 0386603882

Akanjo gasigasy ho an'ny ankizy lahy na ho andehibe.Sur commandeManao livraison sy mandefa am faritra0386603882Frais de ...
16/07/2025

Akanjo gasigasy ho an'ny ankizy lahy na ho andehibe.
Sur commande
Manao livraison sy mandefa am faritra
0386603882
Frais de livraison à partir 3000ar

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Telephone

+261386603882

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanakovavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanakovavy:

Share