Pavillon 382 Analakely

Pavillon 382 Analakely Spécialité LAMBA LANDY : costards, robes, écharpes, chemisiers,…
Boutique : Pavillon 382 Analakely

Misy karazana lamba maro ihany koa ato aminay
28/03/2025

Misy karazana lamba maro ihany koa ato aminay

Aiza daholo isika hikarakara raharaha ireny misy modèle couple   afaka manao commandé Zay tinareo koa izahay ato
28/03/2025

Aiza daholo isika hikarakara raharaha ireny misy modèle couple afaka manao commandé Zay tinareo koa izahay ato

Salama daholoHo avy izao ny fety , betsaka collection vaovao ao amin’ny boutique fa santionany ihany ireto 😍😍 Afaka mand...
13/12/2023

Salama daholo

Ho avy izao ny fety , betsaka collection vaovao ao amin’ny boutique fa santionany ihany ireto 😍😍

Afaka mandalo foana mijery mivantana raha misy mahaliana anareo dia afaka mandray sur mesure foana ihany koa

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, de 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

25/11/2023

Salama daholo

Misy karazany maro be azo isafidianana ohatran’izao ny lamba antsika. Na ny loko na ny motif dia misy betsaka mihitsy ary tsy miala ianareo raha tsy afa-po 😄

Afaka mandalo foana mijery mivantana raha misy mahaliana anareo

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Ensemble assorti pour couple 😍😍 Afaka anaovana amin’ny vodiondry na évènement hafa ihany koa  📞 034 29 186 71 🏠 Pavillon...
10/10/2023

Ensemble assorti pour couple 😍😍

Afaka anaovana amin’ny vodiondry na évènement hafa ihany koa

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Salama daholoMisy an’ireto satroka ireto koa disponible ato aminay.Manasa anareo hitsidika aty amin’ny boutique fa mbola...
12/09/2023

Salama daholo

Misy an’ireto satroka ireto koa disponible ato aminay.
Manasa anareo hitsidika aty amin’ny boutique fa mbola misy karazany maro afaka jerenareo mivantana aty

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Costards 2 pièces ( veste sy pataloha ) vita malagasy 🇲🇬Manasa anao hanantona anay hijery mivantana fa be dia be misy af...
27/08/2023

Costards 2 pièces ( veste sy pataloha ) vita malagasy 🇲🇬

Manasa anao hanantona anay hijery mivantana fa be dia be misy afaka anaovana choix tsara ato 😁

Afaka mandray sur mesure ihany koa izahay. Afaka atao 1 pièce ( veste fotsiny ) , 2 pièces avec pantalon na 3 pièces avec gilet et pantalon amin’izay loko itiavanao azy

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Costards 2 pièces ( veste sy pataloha ) vita malagasy 🇲🇬Manasa anao hanantona anay hijery mivantana fa be dia be misy af...
10/07/2023

Costards 2 pièces ( veste sy pataloha ) vita malagasy 🇲🇬

Manasa anao hanantona anay hijery mivantana fa be dia be misy afaka anaovana choix tsara ato 😁
Afaka mandray sur mesure ihany koa izahay amin’izay loko itiavanao azy

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Costards disponibles de suite , vita malagasy 🇲🇬2 pièces ( veste et pantalon ) 📞 034 29 186 71 🏠 Pavillon 382 Analakely ...
06/07/2023

Costards disponibles de suite , vita malagasy 🇲🇬

2 pièces ( veste et pantalon )

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Costards disponibles 2 pièces ( veste et pantalon ) 📞 034 29 186 71 🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi...
13/05/2023

Costards disponibles

2 pièces ( veste et pantalon )

📞 034 29 186 71
🏠 Pavillon 382 Analakely ( ouvert du lundi au samedi, 7h à 16h )
📦 Livraison possible partout à Madagascar

Address

Analakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261342918671

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pavillon 382 Analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category