25/01/2026
♥️Am-panajana sy am-pitiavana foana ry ireto no hamalianay anareo an , na dia misy fotoana aza tena miala tsiny fa misy tena sarotiavina sy tsy mahalala fomba ihany ny client(e)s sasany fa tsy maninona fa valinay tsara foana. Ity indray izao tsy resaka hoe tsy mahalala fomba fa lay resaka hoe vrai sa tsy vrai , any tiktok moa izahay no Tena manindry fa tsy vrai ny entana amidinay, fa tinay foana ny ampahafantatra anareo hoe ny entana vrai dia tsy ho takatry ny maro be amitsika malagasy na izahay koa aza mba ao anatin’izany , fa kosa manome qualité tsara foana malgré hoe tsy vrai lay izy.
Am-pitiavana be ♥️ dia Mankasitraka foana an’ireo izay afapo ✨