22/08/2026
Fatana vrais induction incassable tsy mety vaky miaraka @ vilany efatra bé sy lapoaly iray✅
Prix 220 000 Ar monja izy rehetra
tena oe @ vidiny mora indridra n’aiza n’aiza 👍🏿
Mitsitsy courant noho vidina charbon iray gony izy
Vetivety dia mahamasaka sakafo rehetra ✅
Tsy misahirana mitady vilany sy lapoaly intsony
Fa tonga dia mampiasa 👌
Mora ampiasaina izy sady manala fahasahiranana bé
sady madio laladava ny lakozia
Maro no efa afa po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout à Madagascar