Li wa Grossiste

Li wa Grossiste Qualité tsara 🥰
Prix mora be 🥰
Manasa anao hanantona botika na hiditra mp avy hatrany raha misy mahaliana o 🥰

Dia tsy adino ireto top 3 antsika ireto 🤗 meilleures ventes antsika sy tena ankafizinareo indrindra t@ ity fety ity 🥹🥰‼️...
23/06/2026

Dia tsy adino ireto top 3 antsika ireto 🤗 meilleures ventes antsika sy tena ankafizinareo indrindra t@ ity fety ity 🥹🥰

‼️Prix plus de 10 an
Ensemble short afo 2 couleurs : 25 000 Ar
Ensemble short croix uni + casquette : 30 000 Ar
Ensemble short afo : 25 000 Ar ‼️

Hitanareo ao @ botika androany 23 Jona 2026 ihany koa ireto 🤗 ‼️Prix plus de 10 ireto an Ensemble pantalon boston 93 : 3...
23/06/2026

Hitanareo ao @ botika androany 23 Jona 2026 ihany koa ireto 🤗

‼️Prix plus de 10 ireto an
Ensemble pantalon boston 93 : 30 000 Ar
Ensemble pantalon croix : 30 000 Ar
Maka 1 : 35 000 Ar ‼️

Salama daholo 🥰 Androany 23 Jona 2026 dia ireto no hitanareo ao @ botika ao 🤗 Tsh mafia + casquette L : 21 000 Ar Xl : 2...
23/06/2026

Salama daholo 🥰
Androany 23 Jona 2026 dia ireto no hitanareo ao @ botika ao 🤗

Tsh mafia + casquette
L : 21 000 Ar
Xl : 22 000 Ar

Bon lundi ianareo rehetra ato @ pejy 🥰🤗 Arrivage androany any @ botika an 🤗 ‼️Prix plus de 10 hatrany an Izay misy casqu...
22/06/2026

Bon lundi ianareo rehetra ato @ pejy 🥰🤗 Arrivage androany any @ botika an 🤗

‼️Prix plus de 10 hatrany an
Izay misy casquette : 30 000 Ar fotsiny
Izay tsy misy casquette : 25 000 Ar monja ‼️

Miandry anareo ao @ botika @ lundi ito feu manja kely ito 🥰 @ ilay mbola tsy misy manana mihintsy sady manitra vaovao be...
20/06/2026

Miandry anareo ao @ botika @ lundi ito feu manja kely ito 🥰 @ ilay mbola tsy misy manana mihintsy sady manitra vaovao be 😍

‼️Plus de 10 pcs : 25 000 Ar
Moins de 10 pcs : 27 000 Ar
Maka 1 : 30 000 Ar ‼️

Ahoana ianareo amin'ity arrivage manja be ity 👀 Version vaovao be @ ensemble short croix en feu ity feu amin'azy 2 tons ...
20/06/2026

Ahoana ianareo amin'ity arrivage manja be ity 👀
Version vaovao be @ ensemble short croix en feu ity feu amin'azy 2 tons ity 🥰

‼️Plus de 10 pcs : 25 000 Ar
Moins de 10 pcs : 27 000 Ar
Maka 1 : 30 000 Ar ‼️

Bonsoir 🥰 Amoaka arrivage kely akia zahay koa 🥰 Dispo lundi en boutique an : Behoririka Globe box 105 🫶🏽‼️Plus de 10 pcs...
20/06/2026

Bonsoir 🥰

Amoaka arrivage kely akia zahay koa 🥰
Dispo lundi en boutique an : Behoririka Globe box 105 🫶🏽

‼️Plus de 10 pcs : 30 000 Ar
Moins de 10 pcs : 32 000 Ar
Maka 1 : 35 000 Ar ‼️

Salama daholo nareo ato 🥰 Hialanay tsiny indrindra fa tara kely zahay androany 🙈 Ireto no tonga androany ao @ botika an ...
20/06/2026

Salama daholo nareo ato 🥰
Hialanay tsiny indrindra fa tara kely zahay androany 🙈

Ireto no tonga androany ao @ botika an dia ohatry ny mahazatra misy an'ireto mamy kelinareo ireto 🫶🏽

‼️Prix plus de 10 hatrany an
Ensemble short croix uni + casquette : 30 000 Ar
Ensemble short Afo : 25 000 Ar
Robe croix : 16 000 Ar ‼️

Misy couelur vaovao vao tonga ato an 🥰 Raiso amin-kafaliana ny rouille 😍 Ensemble short Afo : 25 000 Ar Ensemble short c...
19/06/2026

Misy couelur vaovao vao tonga ato an 🥰
Raiso amin-kafaliana ny rouille 😍

Ensemble short Afo : 25 000 Ar
Ensemble short croix uni : 25 000 Ar

Address

Behoririka, Globe Box 105
Antananarivo

Telephone

+261334949811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Li wa Grossiste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category