Liants'art

Liants'art Le coin mode de Tana

03/02/2026
Salama o 😊Sody mahasoa 😊
04/09/2025

Salama o 😊
Sody mahasoa 😊

Hey 😊
❌Aza atsipitsy ny zaza ❌
✅Syndrome du bébé secoué dia azo avy amin'ny fanipitsipazana ny zaza
👉Ny atidohan' ny zaza dia marefo no sady ohatrany hoe mitsingevana ao anatin'ny lohany
👉Ka Raha atsipitsipinao izy dia ireto avy ny mety loza ahazo azy :
🥺hémorragies cérébrales
🥺œdèmes cérébraux (gonflement du cerveaux)
👉ny zaza entre 2 et 6 mois no tena atahorana indrindra raha atsipitsipy
Ny voka-dratsy :
🥺tara ny fitomboana ara-tsaina ny zaza
🥺mety lasa malemy na paralysé
🥺mety hitarika hatramin'ny fahafatesana
Raha misy fanontaniana dia aza misalasala manontany ao amin'ny mp 😊

02/09/2025

Hey 😊
Ny diversification alimentaire dia fampidirana tsikelikely ny fihinanana sakafo ho an'ny zaza.
✅entre 4 et 6 mois
✅tsara kokoa Raha légumes no atao purée lisse
✅ 1 à 2 cuillères
✅ asiana huile de colza kely
✅Ny Zavatra tsy azo omena ny zaza :
❌ Tantely
❌ hazan-drano
❌ charcuterie
✅ tsara kokoa raha tsy mihinana sira ny zaza alohan'ny maha heritaona azy
✅Ho fanampiana antsika, eo ambany ny sary
👉orange tsy mety
👉vert mety
😊Bonne appétit 😊

Hey 😊Afaka atao cadeau de fête des mères an 🌸
21/05/2025

Hey 😊
Afaka atao cadeau de fête des mères an 🌸

Address

Anjanahary-Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261344060828

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Liants'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Liants'art:

Share