Baby et Maman

Baby et Maman Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Baby et Maman, Akandidratombo, Antananarivo.

🌸Fizarana conseil hoan’ny reny bevoka,zaza,reny .
🌸 ARTICLES NEUFS POUR BÉBÉ ,ENFANTS,MAMAN (Prix très abordables )
📦 Livraison et récupération lundi au Vendredi
📞 034 18 548 87

Ianareo koa ve tamin’ny zaza voalohany ilay tinareo ho fehezina avokoa izao rehetra izao ,ilay ho reny tonga lafatra 😍😁?
22/08/2026

Ianareo koa ve tamin’ny zaza voalohany ilay tinareo ho fehezina avokoa izao rehetra izao ,ilay ho reny tonga lafatra 😍😁?

21/08/2026

Pack luxe petit budget 🤩Satria tena maro be ianareo no nangataka an’ilay pack petit budget omaly hoe tsy nahazo dia Ity ary ny androany .
-Ny concept mitovy foana ,kalitao lafatra nefa mora.
-Livraison Tana et province

Pack prince petit budget 👑Ity ny farany pack isika petit budget ,le meilleurs pour la fin ozy ny vazahy izay 😁👌 -Tena mo...
20/08/2026

Pack prince petit budget 👑Ity ny farany pack isika petit budget ,le meilleurs pour la fin ozy ny vazahy izay 😁👌

-Tena mora be izy Ireto ,manao livraison izahay dia mandefa ny faritra ihany koa .

20/08/2026

Stock épuisé : Pack princesse pétit budget 💖 Mahazo ny anjarany amin’ny pack pétit budget ihany koa ny princesse kely 💗

20/08/2026

Stock épuisé :Pack Parfait pétit budget ❤️Na dia kely ary ny budget anareo dia mahazo pack lafatra be izy izany ❤️.

Maro be ianareo no niandry arrivage ny couche lavable importés avec 2 insert en micro fibre bambou 🥰-Couche lavable 1 + ...
20/08/2026

Maro be ianareo no niandry arrivage ny couche lavable importés avec 2 insert en micro fibre bambou 🥰
-Couche lavable 1 + insert 2 no 1 paquets :Samy importé avokoa izy ireo

-Ny insert dia vita aminy ‘ny micro fibre bambou:Mitana * 4 vao heny ny coton .Tsy misy akora simika na kely ary ,tsy mampamasaka sns .

-Maharitra 4H à 6H eo

-Tsy mahare mandoa izy satria coton Ilay lamba mikasina aminy odiny,tsy lena ihany koa ny ety ivelany satria imperméable ny ivelany

-Tena Maharitra be ary économique be ihany koa .Afaka averina hampiasaina foana .

-Taille standard :Zaza vao teraka ka hatramin’izy 25kg mbola mety foana.Tena hoe economique.

-Na couche 1 ihany ary no vidinao dia efa hitanao fa tena mihena ny dépense anao .Mety foana n’a mividy maromaro vao maika tsara 😍

-Ataovy ny kajikajy anie e .Fa tena mora be izy ity ary tena zavatra tsara ,vita test daolo izy ireo .

Cartable Stich GM 😍+ 6 ans à adulte mety foana .Hatonona GF -Vaovao importée,tissu imperméable,mafy tsara -Disponible en...
20/08/2026

Cartable Stich GM 😍+ 6 ans à adulte mety foana .Hatonona GF
-Vaovao importée,tissu imperméable,mafy tsara
-Disponible en 5 couleurs
-Stock très limitée

Arrivage pyjama 3 pièces pour maman 🤯vaovao importée avokoa izy Ireto :Prix :29.000Ar    🤩Tissu en maille coton ,neuve i...
18/08/2026

Arrivage pyjama 3 pièces pour maman 🤯vaovao importée avokoa izy Ireto :Prix :29.000Ar

🤩Tissu en maille coton ,neuve importé
Taille S ,M et L
Livraison et récupération possible

Zaza an’iza ilay vao hiditra hianatra miandry cartables Mamy kely ?19.000Ar dia mahazo fa tsy 45.000Ar 🤩-25*25-Prix mora...
18/08/2026

Zaza an’iza ilay vao hiditra hianatra miandry cartables Mamy kely ?19.000Ar dia mahazo fa tsy 45.000Ar 🤩
-25*25
-Prix mora ,kalitao tsara
-Mafy tsara ,idéal pour PS
-Disponible en 3 pièces ihany
-Livraison demain

19.000Ar : Cartable PM😍Huntrix disponible de suite (32*25)-Idéal pour 3 à 5 ans -Disponible en 2 modèle -Stock très limi...
18/08/2026

19.000Ar : Cartable PM😍Huntrix disponible de suite (32*25)
-Idéal pour 3 à 5 ans
-Disponible en 2 modèle
-Stock très limité ,2 poche avec poche gourde

Address

Akandidratombo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 23:00
Thursday 07:00 - 22:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 20:00

Telephone

+261341854887

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baby et Maman posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share