26/04/2026
Coucou les filles ♥️
👉Mp matetika azo lay oe [ mba omeo fikafika kely mba tsy ahenona ilay marary kely maman an
Valiko miaraka eto daolo ary kia 🥰
💦Misasa rano somary mafana mihintsy , alohany anao epilation amzay misokatra kely ny masokoditra dia mora manala fakany 😍
💦 Isaky ny isintona bandes ianao dia enjanina tsara am tanana ilany havia ny oditra ienjana tsara,, zay vao misintona bandes am tanana havanana 😍
💦 Tsy atao lava be brown be ny volo ,,fa iny koa dia anisany mankarary azy (3millimetres dia efa mety)
💦 Rehefa vita ny epilation dia misasa am rano mangatsika na matimaty ( Tsia rano mamay kia )
💦 Aveo manao huile apaisante après épilation ( atao couche fine ) surtout hoan'i peau sensible , eny na débutante aza tsara mampiass huile si possible
Bisous les filles ♥️