OLIV' S VENTE

OLIV' S VENTE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OLIV' S VENTE, Apparel & Clothing, Behoririka, Antananarivo.

TANY AMIDY MAIKA 1hectar 8are-4km miala ny route principal Ambohimangarova-tongan'ny fiara-Misoratra amin'ny olona iray-...
24/11/2024

TANY AMIDY MAIKA 1hectar 8are
-4km miala ny route principal Ambohimangarova
-tongan'ny fiara
-Misoratra amin'ny olona iray
-papier milaminabe

Tongava mp raha mahalina anao na antsoy ny 033 34 885 85.

18/05/2024

Te hahalafo maro na tinao be hahita ny publication nao.Gratuit hatrany ny fampianarana boost publication hoanareo mpanao Vente en ligne.Tsy mandray compte fake tompoko.midira mp ary.

Hafatra miafina(mp) hatrany ny commandeEfa natao morabe.
19/08/2023

Hafatra miafina(mp) hatrany ny commande
Efa natao morabe.

- Araraoty fa misy ny fihenam-bidy ny jogging "palm angels sy project Paris"Prix: 33000ar ra maka ensemble iray, 30000ar...
10/08/2023

- Araraoty fa misy ny fihenam-bidy ny jogging "palm angels sy project Paris"
Prix: 33000ar ra maka ensemble iray, 30000ar ra maka 3 na mihoatra
Taille: s, m, l.

-misy ihany koa ny "jogging teddy sy jogging cargo"
Prix: 50 000ar
Taille: s, m, l, xl

Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 033 34 885 85/ 034 89 247 26
Manao livraison.

Mivadibadika ny toetry ny andro.jereo ary izay mety aminao fa misy maro azo isafidianana ireo.- Jogging teddy( S, M, L, ...
10/08/2023

Mivadibadika ny toetry ny andro.jereo ary izay mety aminao fa misy maro azo isafidianana ireo.
- Jogging teddy( S, M, L, XL, XXL) 50 000ar
- Jogging cargo( S, M, L, XL) 50 000ar
- Robe courte pailleté( M, L) 35 000ar
- Robe maxi tissu velours 45 000ar
Midira hafatra miafina raha hanao commande na antsoy ny 033 34 885 85/ 034 88 247 26.
Manao livraison.

Niverina nangatsiaka be indray ny andro.Mbola misy ny jogging hoan'izay mbola tsy nahazo.Couleur: isan-karazanyTaille: S...
06/08/2023

Niverina nangatsiaka be indray ny andro.
Mbola misy ny jogging hoan'izay mbola tsy nahazo.
Couleur: isan-karazany
Taille: S, M, L
Prix: 35 000ar.
Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 034 88 247 26 na ny 033 34 885 85.
Manao livraison.

Address

Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OLIV' S VENTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share