DARA.mdg

DARA.mdg D A R A
Be BOLD and FREE with STYLE
La collection DARA jogging, hoodies et T-shirt qui combinent style, confort et authenticité.

Exprimez votre personnalité avec des vêtements conçus pour vous démarquer! 💗🫶🏻
D A R A | Madagasikara

‼️DESTOCKAGE MASSIF 🔥 Jusqu’à -30% !‼️Profitez de nos offres exceptionnelles avant qu’il ne soit trop t**d !📌Pas plus de...
05/08/2025

‼️DESTOCKAGE MASSIF 🔥 Jusqu’à -30% !‼️
Profitez de nos offres exceptionnelles avant qu’il ne soit trop t**d !

📌Pas plus de 35000 ar WAOUH🎉😱
👉 Quantités limitées, premiers arrivés, premiers servis !

Elaela zay ohh🎉🥹Mbola ataotsika PROMOTION foana aloha ny ensemble jogging sans capuche🎉Ity couleur ity ilay tinareo be💗 ...
28/07/2025

Elaela zay ohh🎉🥹
Mbola ataotsika PROMOTION foana aloha ny ensemble jogging sans capuche🎉
Ity couleur ity ilay tinareo be💗 efa vitsivitsy sisa izy ato fa aigana!!
PRIX 40000ar (efa pris de gros izany no adefasana ny ray)
DISPONIBLE EN TAILLE XL L M S

Livraison partout à Madagascar🫶🏻

Elaela zay ohh🎉🥹Mbola ato foana izahay ka no sady tsy niova💗🫶🏻Mbola ataotsika PROMOTION foana aloha ny ensemble jogging ...
25/07/2025

Elaela zay ohh🎉🥹
Mbola ato foana izahay ka no sady tsy niova💗🫶🏻
Mbola ataotsika PROMOTION foana aloha ny ensemble jogging sans capuche🎉
PRIX 40000ar (efa pris de gros izany no adefasana ny ray)
DISPONIBLE EN TAILLE XL L M S

Livraison partout à Madagascar🫶🏻

🇲🇬PROMO 26 JONA MAFANA BE🎉🇲🇬Amin’izao akatokin’ny Fety sy andro mangatsika be izao😱 dia mitondra ZAVA-BAOVAO Be ho anare...
21/06/2025

🇲🇬PROMO 26 JONA MAFANA BE🎉🇲🇬
Amin’izao akatokin’ny Fety sy andro mangatsika be izao😱 dia mitondra ZAVA-BAOVAO Be ho anareo izahay☺️

🇲🇬ensemble JOGGING SANS CAPUCHE
prix: 40000ar
Couleur : Rouge, Noir, bleu turquoise, Vert,…
Disponible en taille S M L XL

🇲🇬ensemble JOGGING AVEC CAPUCHE
Prix 45000ar
Couleur: Noir, Beige, Bleus turquoise, Bleu marine
Disponible en taille Standard (M L XL)

Miandry ny safidinareo sisy izahay🫶🏻💗☺️

Livraison partout a Madagascar☺️

Ho an’ny RENY rehetra : izao no fotoana hanomezana style sy fitiavana !Misy ENSEMBLE SHORT vaovao sy miavaka tonga ho an...
22/05/2025

Ho an’ny RENY rehetra : izao no fotoana hanomezana style sy fitiavana !

Misy ENSEMBLE SHORT vaovao sy miavaka tonga ho an'ny Fetin'ny Reny !
Stylé, mampahazo aina, ary tena tsara jerena.

PROMO MIAVAKA MORA be natao ho anareo fanomezana be atolotray💗
Raha te hanome cadeau mamy, na ianareo reny te hanome kely ho an’ny tenanareo…
izao no fotoana !

Tsy ho ela dia tapitra ny stock afaka madalo ety atsena ianareo💗🫶🏻
Hafaka manao ny commande en ligne ihany koa💗🫶🏻

Tena hoe mora lotra 🎉😱En promotion be ireto article ireto ety atsena analakely ry zareo ah💗💗🎉12000 ar daholy🎉Eto ampitan...
17/05/2025

Tena hoe mora lotra 🎉😱
En promotion be ireto article ireto ety atsena analakely ry zareo ah💗💗
🎉12000 ar daholy🎉
Eto ampitan’ny goldenrama A0102

17/05/2025

Ho an’izay rehetra manotany sy nitady hoe aiza ny point de vente anareo dia efa misy tompoko ety analakely no misy anay sady en promotion ny article atsika 💗🎉

📣💗Tonga ilay ENSEMBLE SHORT vaovao miavaka sy manja, ho an’ireo tia mampifangaro fahatsorana sy style!📣💗Tonga lafatra am...
11/04/2025

📣💗Tonga ilay ENSEMBLE SHORT vaovao miavaka sy manja, ho an’ireo tia mampifangaro fahatsorana sy style!📣💗

Tonga lafatra amin’ny fety, fitsangatsanganana, na fialan-tsasatra miaraka amin’ny namana sy fianakaviana.
Mora entina, mahafinaritra jerena, ary tena mampahazo aina.

➡️ ataovy izao arany ny commande anao🫶🏻💗
Aza tara fa efa betsaka no mitady azy!

🚀 LIVRAISON MAIMAIMPOANA ALOHA E!🚀  🎉 Tsy mila manahy intsony! Ity herinandro ity, maimaimpoana tanteraka ny livraison a...
25/03/2025

🚀 LIVRAISON MAIMAIMPOANA ALOHA E!🚀

🎉 Tsy mila manahy intsony! Ity herinandro ity, maimaimpoana tanteraka ny livraison amin’ny entana Rehetra! 💥

📦 Manaova commande izao, ho entinay amin’ny alakamisy sy zoma ny colis-nao!

🔥 Aza tara! Ity promo ity dia tsy maharitrela, mandritra ity herinandro ity fotsiny!

👉 ataovy ary ny commandinao, vidio izay tianao, izahay no hiantoka ny fandefasana!

✨ UNE PROMO QUI FAIT PLAISIR ! ✨Ireto t-shirt tokana sy original ireto dia natao ho an’izay tia style miavaka ! 🎨👕💥 Maha...
12/03/2025

✨ UNE PROMO QUI FAIT PLAISIR ! ✨

Ireto t-shirt tokana sy original ireto dia natao ho an’izay tia style miavaka ! 🎨👕

💥 Mahazoa 10% amin’ny vidinao !
👉 25 000 Ar no vidiny taloha, fa 23 000 Ar izy izao !

Mendrika anao ny tsara indrindra, sady mbola mahazo tombony koa ! 😉 Fa tandremo, voafetra ny tahiry… aza tara !

📩 DM haingana raha haka iray (na maromaro !)

Address

Ambatoroka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 05:00
Tuesday 08:00 - 05:00
Wednesday 08:00 - 05:00
Thursday 08:00 - 05:00
Friday 08:00 - 05:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261349065432

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DARA.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DARA.mdg:

Share