METY Création artisanale unique
Decrivez votre modèle et nous vous le realiserons!!!

Inspiration doré indray ary e👉Couleur manaja be sady afaka ampiarahina amin'ny loko rehetra📩Aza tara fa alefaso ny comma...
13/05/2026

Inspiration doré indray ary e
👉Couleur manaja be sady afaka ampiarahina amin'ny loko rehetra
📩Aza tara fa alefaso ny commandenao an
✔️Afaka misafidy hauteur tsara na avo na iva





🔥SLINGBACK bimatière couleur noir👌Similicuir noir et daim noir✔️Tonga dia METY be foana ny tenue amty eh🥰📩MP AVY HATRANY...
11/05/2026

🔥SLINGBACK bimatière couleur noir
👌Similicuir noir et daim noir
✔️Tonga dia METY be foana ny tenue amty eh🥰
📩MP AVY HATRANY ARY E
👍Aza adino manisy j'aime ny page an❤️



🔥Ballerines mihaja 👉Maivana sy mihaja 👌Confortable ❌Ireto ary misy modèle afaka hisafidinana e❤️📩Alefaso avy hatrany ary...
08/05/2026

🔥Ballerines mihaja
👉Maivana sy mihaja
👌Confortable
❌Ireto ary misy modèle afaka hisafidinana e❤️
📩Alefaso avy hatrany ary ny commandenao

💖Tsara foana ny manana azy ity 🌺✔️Maivamaivana tsara izy🌟Sady mihaja ihany koa 👌Afaka mifidy loko hafa izay mety aminao✔...
29/04/2026

💖Tsara foana ny manana azy ity 🌺
✔️Maivamaivana tsara izy
🌟Sady mihaja ihany koa
👌Afaka mifidy loko hafa izay mety aminao
✔️Tsy mifidy fiakanjo ampiarahina aminy
📩Fandriho ao MP ary ilay METY aminao e🥰



❌Efa manomboka mangatsika an❌Mba hakana inspiration kely aloha dia 📌Ireto misy modèle vitsivitsy tena tendance✔️Mihaja s...
27/04/2026

❌Efa manomboka mangatsika an
❌Mba hakana inspiration kely aloha dia
📌Ireto misy modèle vitsivitsy tena tendance
✔️Mihaja sady confortable
✔️Afaka misafidy modéle hafa ihany koa raha misy tianao ataonay ho anao
📩Alefaso Mp ary raha misy mahalina anao e🥰




❌Ireto no isany tianareo indrindra tato ho ato ✔️Maivana  sy mora andehanana✔️Tendance 📩Aza tara ary fa fandriho dieny i...
22/04/2026

❌Ireto no isany tianareo indrindra tato ho ato
✔️Maivana sy mora andehanana
✔️Tendance
📩Aza tara ary fa fandriho dieny izao e😍
Afaka misafidy couleur sy modèle hafa koa an

🔥DENIM🔥HO ANAO ILAY MILA KAPA MIAVAKA INY ARY E✔️Maivamaivana izy ✔️Stylés ihany koa✔️Ary tsy sarotra mitady akanjo ampi...
15/04/2026

🔥DENIM🔥
HO ANAO ILAY MILA KAPA MIAVAKA INY ARY E
✔️Maivamaivana izy
✔️Stylés ihany koa
✔️Ary tsy sarotra mitady akanjo ampiarahana aminy
😍Mety amin'ny tenue rehetra eh🤩

📩Alefaso mp ary ny commandenao e😘





Personnalisation

🔥Slingback❤️Tendance ,stylé et confortable📩Commandez en mp 👍N'oubliez pas d'aimez notre page✔️Personnalisation possible ...
12/04/2026

🔥Slingback
❤️Tendance ,stylé et confortable
📩Commandez en mp
👍N'oubliez pas d'aimez notre page

✔️Personnalisation possible



❌Sandal plate PT38📩Tongava ao amin'ny mp ary manao ny commandenao eh🥰❤️
06/04/2026

❌Sandal plate PT38
📩Tongava ao amin'ny mp ary manao ny commandenao eh🥰❤️


IZA NO LOOK TINAO AMIN'IRETO🥰❤️SADY MIHAJA NO MAIVAMAIVANA ERY AN😍
04/04/2026

IZA NO LOOK TINAO AMIN'IRETO🥰❤️
SADY MIHAJA NO MAIVAMAIVANA ERY AN😍

🔥Modèle Dispo📩Tongava Mp haingana ary sao tara eh❤️😘😘
03/04/2026

🔥Modèle Dispo
📩Tongava Mp haingana ary sao tara eh❤️😘😘



Address

Antananarivo

Telephone

+261338384301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when METY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to METY:

Share

Category