Chez Tsara Market Online

Chez Tsara Market Online Vente en ligne de divers articles

Disponible chez Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02
10/09/2023

Disponible chez Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02

🌞PACK BROSSE A DENTS ELECTRIQUES/ 25.000AR 🌞......Oui 25.000AR izy 3 hitanao ato am'publication an' Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02.... Arrivage mandalo miserana ihany anefa 😁🏃‍♀️🏃‍♀️

‼️TANDREMO mividy an'io fa: ‼️
- Madio kokoa ny nify satria efficace ny brosse à dents électriques 'noho ny brosse à dents tsotra. TANDREMO
- Miala avokoa ny fofona ratsy am' vava sy ny ati-vava satria voadio sy voasikotra tsara ny nify. TANDREMO OAA...
- Mihafotsy ny nify rehefa mampiasa ny
- Mahafinaritra kokoa ny miborosy nify satria dia tsy misahirana mikosika be intsony. TANDREMO RE OLONA AHH..
- ARY NY TENA LOZA... Recommanden'ny dentiste ny mampiasa azy noho izy mikajy ny fahasalaman'ny ativava kokoa 🤭

‼️ NEFA DIA 25.000AR dia mahazo‼️
➕ Brosse à dents électriques IPX6 waterproof (tête de rechange 1)
➕ Dentifrice charbon actif bio 100g (1)
➕ File dentaire/ cure dents (5)

🛑 Alefaso ary ny commande am' MP 📩
🛑 Na antsoy ny 038 08 797 96
🛑 Livraison TANA / PROVINCE

Ndao hilalao hiaraka am' Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02
10/09/2023

Ndao hilalao hiaraka am' Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02

ETSY KELY ANIE E....
Izay partage farany avant 10 ora maraina (rapitso alatsinainy) dia hahazo gouter mvola avy amiko 😉

Ka ireto avy ary ny DINGANA arahina:
🕹️-1- Asio j'aime ny pejy Vente tout By Tsarafara 032 82 293 02

🕹️-2- Partageo am' kaontinao manokana na koa erakin'ny "Groupe facebook" misy anao ity publication anaty rohy manaraka ity: 👇👇
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=226327087070695&id=100090802157175&mibextid=Nif5oz

🕹️-3- Captureo tsirairay avy ny partage nataonao ho porofo. Ary apetrao eto am' commentaires

* Partage iray = Capture iray
* Izay commentaires farany migadona am' 10 ora maraina rahampitso Alatsinainy no hahazo ny gouter 😍
* Mazotoa milalao ary aza adino fa misy arrivage be dia be koa izahay 😉

15/07/2023

Live dans 15mn ❤️

‼️ Aza tara ‼️
18/05/2023

‼️ Aza tara ‼️

14/05/2023

1 acheté = 1 cadeaux

Disponible moi de Mai
14/05/2023

Disponible moi de Mai

13/05/2023

‼️ DISPONIBLE DE SUITE ‼️

‼️       ‼️- 55.000Ar (avec cire 100g)- 85.000Ar (avec cire 400g)- 120.000AR (avec cire 1kilo)📌 Manao livraison direct h...
12/05/2023

‼️ ‼️
- 55.000Ar (avec cire 100g)
- 85.000Ar (avec cire 400g)
- 120.000AR (avec cire 1kilo)

📌 Manao livraison direct ho an'Antananarivo sy ny manodidina à partir de 3000Ar et plus
📌 Mandefa manerana ny Province sy faritra eto Madagascar
☎️ Contact gérante : 032 82 293 02
☎️ Contact responsable livraison: 034 09 796 64

10/05/2023

30.000Ar

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Tsara Market Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez Tsara Market Online:

Share