19/07/2025
HO ATSIKA MANANA TSENA - MINI MARKET - STATION SERVICES
Andao hiara-hiasa ! Ianareo manana tsena, Izahay manana vokatra azo amidy !
β Tsy mila mampiasa vola
β
Fa mila manana toerana malalaka handratiana an ireo vokatra ho amidy
π― Izay lafo no aloa vola isaky ny herinandro
β
Manampy anareo izahay mamarotra ny vokatra sy mampahafantatra ny tsenanao.
Elafaso anaty MP ireto :
π Sarin ny tsena
π Adress sy anaran ny tsena
π Contact ny tompony