Blessed to be a blessing

Blessed to be a blessing Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Blessed to be a blessing, Accessories, Antananarivo.

Ka izahay tsy dia tia lasary koa🤭☺️😁🤣🤣 izay tsy tia mitovy amiko  abonnéo aloha ny page dia izay tia asio j'aime ihany a...
23/02/2025

Ka izahay tsy dia tia lasary koa🤭☺️😁🤣🤣 izay tsy tia mitovy amiko abonnéo aloha ny page dia izay tia asio j'aime ihany aloha ka😊

« Tena malahelo letsy aho a 😭😭😭Maire Tina sy ny zanany vavy Maire Narindra, tao amin'ny commune Mangatabohangy District ...
22/02/2025

« Tena malahelo letsy aho a 😭😭😭

Maire Tina sy ny zanany vavy Maire Narindra, tao amin'ny commune Mangatabohangy District Ambatofinandrahana.
Samy maty amperinasa izy mianaka.
Nisy nitifitra teny andalana hody any Mangatabohangy i Rasazy Narindra rehefa avy namonjy ny fametahana samboady teo Ambositra tamin'ny Alakamisy 20 Février lasa teo.
Mandria am-piadanana ianareo mianaka, namana, havana akaiky 😭😭😭😭 »

©️ Député Andrianjanahary Fanomazantsoa (loharano mbaovao 24mada)

Efa manomboka vé ianao ?Eo Amin'ny fiainana dia misy ny atao hoe manomboka :👉Na izy manomboka kamo iasa👉Na izy manomboka...
22/02/2025

Efa manomboka vé ianao ?
Eo Amin'ny fiainana dia misy ny atao hoe manomboka :
👉Na izy manomboka kamo iasa
👉Na izy manomboka kivy ,vao manomboka anagana Zavatra dia efa manomboka ny kivy fa sao tsy Mahomby sahady
👉Na izy manomboka mihaino Vavan olona ,io vé dia ho vitanao? Aiza vola aiza fahaizana aiza ny havana anampy
👉Raha anomboka ihany manomboha eo Amin'izay misy anao izao, manomboha manohitra ny ahiahy,tohero ny tebiteby manomboha misaina Zavatra tsara
Aza adino miabonne sy manaraka ny page tsika fa hisy toromarika mety ilainao indraindray

Miavaka ny anjara voatendrinao🥰

Miarahaba antsika rehetra ató indray oh?ela ela tsy hita fa efa miverina indray eh! Mbola mandeha tsara vé ny entana noj...
21/02/2025

Miarahaba antsika rehetra ató indray oh?ela ela tsy hita fa efa miverina indray eh! Mbola mandeha tsara vé ny entana nojifainareo tato aminay ? Mino aho fa mbola ça va tsara daholo
Misy arrivage vaovao bé isika alefa tsikekilely eo ny andinindininy ☺️

Joyeux anniversaire Jésus🎂🎂🎂🎂.miarahaba antsika rehetra nahatratry ny krismasy sambatra ❤️❤️❤️tianay bé ianareo.bizou bé...
25/12/2024

Joyeux anniversaire Jésus🎂🎂🎂🎂.miarahaba antsika rehetra nahatratry ny krismasy sambatra ❤️❤️❤️tianay bé ianareo.bizou bé 😘😘😘😘😘

Ampitiàvàna be hatrany ❤️❤️❤️. raiso ny anjaranao.tsara sady miavaka ianao.tandremo 'dray Sao dia Tara Dia hoe za tsy na...
23/12/2024

Ampitiàvàna be hatrany ❤️❤️❤️. raiso ny anjaranao.tsara sady miavaka ianao.tandremo 'dray Sao dia Tara Dia hoe za tsy nahazo 😀.alefaaa 🎉🎉🎉🎉

Fizarana faharoa2 .Efa nataonao vé ilay tao  voalohany.Fantarao vé fa misy fanalahidy iainana  mahomby (tohiny)3_Rehefa ...
23/12/2024

Fizarana faharoa2 .Efa nataonao vé ilay tao voalohany.Fantarao vé fa misy fanalahidy iainana mahomby (tohiny)
3_Rehefa manao Zavatra iray na inona na inona Dia ataovy misokatra ❤️❤️: Atao ampifaliana eh ! 😀😂😀😀
4_Mahaiza mifehy tena:sakafo,lamody, resadresaka sns...
Araho hatrany ny pejintsika Dia aza adino manisy j'aime sy partage,Anangana ny fiainan'ny hafa koa ny fisianao 🎉🎉🎉🎉

👍👍Ito misy décoration Noël mafatifaty kely.afaka anaingona trano tsara .prix tena mora be ❤️❤️.ao amin' ny 1er commentaire tohiny.
Tsara sady miavaka ianao !!!

Mankasitraka antsika manohana hatrany ❤️❤️❤️❤️❤️Ampitiavana bé te izara crédit amitsika ato aho Iza no ahazo azy ??? Asi...
22/12/2024

Mankasitraka antsika manohana hatrany
❤️❤️❤️❤️❤️Ampitiavana bé te izara crédit amitsika ato aho Iza no ahazo azy ??? Asio hoe jp crédit.aleeefaaa ary.mbola tsy tara fa vao manomboka

21/12/2024

Tsy vitanao omaly 🥺,ezaho tratrarina indray androany 😀,tsy maintsy tratranao ny tanjona 👍💪💪

Izara Zavatra amitsika eto aloha aho androany.manana 30s vé ianao amakina azy?❤️Ireto misy fanalahidy afaka ampiarinao i...
20/12/2024

Izara Zavatra amitsika eto aloha aho androany.manana 30s vé ianao amakina azy?
❤️Ireto misy fanalahidy afaka ampiarinao izay itondra anao Amin 'ny fiainana mahomby.
👍1/Aoka hanana tanjona: Zavatra dehibe ny fanana azy io,Aoka tsy ijanona ho nofinofy fotsiny na faniriana anaty fotsiny fa tratraro ny tanjonao🧏
👍2/Manokana tena ianatra zava baovao hatrany
👉mbola hitohy fa ampiari'tsika aloha ireo Dia anomboka iaina amin' ny fiainana mahomby isika
❤️❤️❤️ Manasa anao anisy j'aime ny page ary anao partage,anagana ny fiainan'ny hafa koa ny fisianao eto amin' ny tabazotra
Tsara sady miavaka ianao !! 👍❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blessed to be a blessing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category