07/01/2024
Coucou les fashionistas ๐๐๐
Hisy lalao hokarakaraina ao amin'ny pejy Madagascar Trotter manomboka ny Alatsinainy ho avy izao, raha liana ianareo dia afaka mifollower an'io pejy io.
Ity ensemble chemise short amin'ny sary io dia anisan'ny loka hozaraina ao.
Save the date ๐๐๐