Shiny Style

Shiny Style Bienvenue🥰
hâte d'une belle aventure avec vous guys💓
RESTEZ CONNECTÉES😘
👗👖👙👜

Helloooo!!!! 😍Ito misy zavatra tsara be omeko anareo ✨Henoy tsara anefa fa 1 pièce ihany no disponible aminy a! ☺️🔥 AIR ...
15/07/2026

Helloooo!!!! 😍

Ito misy zavatra tsara be omeko anareo ✨

Henoy tsara anefa fa 1 pièce ihany no disponible aminy a! ☺️

🔥 AIR JORD1 LOW Pt 36🔥
✅ Ilay qualité tena tsara
📦 Sous carton
💥 PRIX TENA OÉ MORAAAA!!! 💥

Aza tara fa izay tonga voalohany no mahazo azy! 🏃‍♀️

📩 Venez vite en MP pour réserver!!!!

✨ ARRIVAGE VAOVAO CHEZ SHINY STYLE ✨😍 Boucles d'oreilles en acier inoxydable ✨ 💛 Tendance be, élégantes ary mora ampifan...
13/07/2026

✨ ARRIVAGE VAOVAO CHEZ SHINY STYLE ✨
😍 Boucles d'oreilles en acier inoxydable ✨ 💛 Tendance be, élégantes ary mora ampifanarahana amin'ny style rehetra.
✅ Tsy mora miova loko ✅ Maharitra ✅ Qualité au top 💰 Mini prix hatrany!
⚠️ Stock limité, koa aza tara sao lany!
📩 Mp vite pour vos commandes. 🚛 Livraison Tana
✨ Shiny Style – Manja foana, amin'ny vidiny mirary. 💛

Coucou daholo o✨🥰Aona akia nareo amreto sac à dos sy bandoulière tsara kely ireto?✅Cuir 100% mafy tsara reto an✅Sans déf...
06/06/2026

Coucou daholo o✨🥰
Aona akia nareo amreto sac à dos sy bandoulière tsara kely ireto?
✅Cuir 100% mafy tsara reto an
✅Sans défaut ihany koa
Prix mora be hatrany☺️

🌷💖 Bonne fête à toutes les mamans ! 💖🌷En cette journée spéciale, Shiny Style souhaite une merveilleuse fête à toutes les...
31/05/2026

🌷💖 Bonne fête à toutes les mamans ! 💖🌷
En cette journée spéciale, Shiny Style souhaite une merveilleuse fête à toutes les mamans. 🥰✨
🎉 Et pour célébrer avec vous, notre OFFRE PRIX DE GROS des BAGGY CARGO continue toujours ! 🎉
NOUVEAUTÉS EN ROUTE!!!!!
✅ Articles tendance et de qualité
✅ Finitions soignées
✅ Prix très avantageux, en gros comme en détail
✅ Excellent rapport qualité-prix
💰 Profitez-en dès maintenant pour faire de bonnes affaires !
🚚 Livraison partout à Madagascar
📞 Contact : 033 75 797 01 / 038 64 050 99
❤️ Shiny Style, votre partenaire mode à petit prix ! ❤️

‼️Zava baovao ri zareo a‼️   Ireto misy vide dressing kely sao mahaliana anareo🧥Amin'izao andro efa manomboka mangatsiak...
20/05/2026

‼️Zava baovao ri zareo a‼️
Ireto misy vide dressing kely sao mahaliana anareo🧥
Amin'izao andro efa manomboka mangatsiaka izao dia ireto misy articles vitsivitsy🥰
Jereo izay mety ary o!!!
Amin'ny commentaires ny détails,mitovy amin'ny sary mintsy✨
style

20/05/2026

Bonjourrrrr🥰
Salama tsara daholo ve ny Shiny rehetra o?!!!!
Maraina vaovao indray isika izao de hatomboy milay be tontolo androtsika🤩
Arak'izay anarana enntintsika izay "Shiny" dia ataovy hita taratra eny ivelany ny famirapiratantsika,kouni an🫶✨🌟
Zay fa bonne journée daholo isika de
-Araho tsy tsapaka ny page tsika fa hisy zava baovao atsy ho atsy😍
-Mbola disponible ihany koa ny " Pant baggy cargo"👖atsika amin'ny vidiny tena oe MORAAAAA ri zareo a
Taille S sy M sisa no disponibles dia vonjivonjeo fa betsaka ireo tonga dia maka en GROS satria tena MORA oa,mety tsara amintsika izay mbola hitady vola alohan'izao fety zao!!!!

Bisous à vous les Shiny✨😘

Bonjour daholo o🥰🔥Qualité au top sady prix mora be e!!!🔥Mitady pant stylé sy tendance amin’izao fotoana izao ve ianao? 😍...
16/05/2026

Bonjour daholo o🥰
🔥Qualité au top sady prix mora be e!!!🔥
Mitady pant stylé sy tendance amin’izao fotoana izao ve ianao? 😍
Ity ary ilay tena mahasarika sy mahazo aina entina amin’ny fotoana rehetra ✨
💥 “PANT BAGGY CARGO” an’i SHINY STYLE 💥
✅ Tissu qualité tsara
✅ Stylé be sady tendance
✅ Mety amin’ny sortie, cours, travail na balade
✅ Misy taille rehetra mifanaraka aminao
✅ Prix tena affordable 💸
💼 Ary ho an’ireo mbola hitady vola dia possible tsara mihitsy ny “prix de gros” 🥰
🚚 Livraison partout à Madagascar
📩 MP avy hatrany raha mila prix sy détails
Na miantsoa mivantana : 📞0337579701
📞0386405099

🎉🎉 ANNONCE DES GAGNANTS 🎉🎉Merci à tous pour votre participation ❤️Le tirage est terminé !🏆 Les gagnants sont :🥇 Numéro 8...
14/05/2026

🎉🎉 ANNONCE DES GAGNANTS 🎉🎉
Merci à tous pour votre participation ❤️
Le tirage est terminé !
🏆 Les gagnants sont :
🥇 Numéro 8
🥈 Numéro 1
👏 Félicitations aux gagnants 🎁🎊
Merci à tous les participants, et restez connectés pour les prochains jeux 🔥
Mba miditra mp kely izay manana ireo numéro ireo de miteny ny opérateur any avy oo🎁

14/05/2026

🎉🔥 Oayyy ri zareo a!!! Efa manakaiky be ilay fisarihana 🎁🔥
⏰ Amin'ny 16h no hifidy an'ilay tsara vintana hahazo CRÉDIT 2000AR 🥳📱
‼️ MBOLA TSY TARA anefa raha mbola te handray anjara ianao eee 😉
Ireto ary ny condition 👇
✅ Abonné an'ny page
✅ Manorata commentaire hoe : "jp crédit 2000ar"
✅ Mentionne namana 5 🤝
✅ Partage public ilay jeux
✅ Ary partageo amin'ny groupe 3 misy anao ihany koa 📲🔥
🎊 Arakaraka ny maha maro ny participants no vao mahamafinaritra ny lalao 🥰
Koa aza adino ny manasa namana fa mety ianao indray no ho lasa gagnant androany 😍🎁
🚀 Alefa ary fa mbola afaka mandray anjara tsara

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shiny Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share