30/01/2026
🚨Sandales Nike et Jordan 🚨
Manana articles vaovao be ho anareo indray ´zahay ato amin’ny JAM : sandales confortables tsara sady de marque 🩴😍
Sady misy ho an’ankizy no misy an-dehibe fa aza misalasala manontany na manantona eny amin’ny boutique eny Analamahitsy akaiky ny Fjkm
❌Prix de lancement, tena mora😉