04/05/2026
Arahabainay amin'ny alalan'ity retour manjakely ity ny herinandro vaovao anareo sady mbola mamerina fiarahabana azy mivady ihany 😘❤
Mirary tokantrano sambatra ho anareo roa kely dia mankasitraka indrindra tompoko nisafidy anay ❤❤🙏🙏