27/08/2024
🚨Mila rodana kely ny paozinao rehefa hanatratra tanjona!🚨
Hovidiana ilay akanjo sa hatokana ho an' ilay tanjona ny vola😅?
Sarotra foana io safidy Io rehefa vehivavy te ho mahafatifaty isanandro nefa manana tanjona lavitra.
Araho ny pejy ahitanao ireo fikafika kely tsy andaniana vola be 😉