13/10/2022
Tongasoa😁
Izahay dia mivarotra poketra, akanjo ary kiraro "frip" ranoray.
Efa voafantina tsara sy voadio avokoa ny entana rehetra izay ho itanareo eto amin'ny pejy. Tsara kalitao nefa mora! 🥰
Manasa antsika ary izahay anaraka ny pejy fa vonona hanome ny tsara ho anareo izahay!