K&K Store

K&K Store Suivez-nous sur instagram: « 2k_s_store » https://instagram.com/2k_s_store?igshid=NTc4MTIwNjQ2YQ==

📍Aza adino afy ny fotoanantsika androany ety amin’ny Le Mango Ambohijatovo.Efa miandry anareo zahay an🥰Eto amin’ny stand...
23/08/2026

📍Aza adino afy ny fotoanantsika androany ety amin’ny Le Mango Ambohijatovo.
Efa miandry anareo zahay an🥰
Eto amin’ny stand n°1 no misy antsika 🤗

Coucou 😘Aza tara ary fa miandry anareo zahay an 🥰🥰
23/08/2026

Coucou 😘
Aza tara ary fa miandry anareo zahay an 🥰🥰

⚠️Save the date ‼️Retrouvez-nous à la vente privée organisée au restaurant Le Mango (Ambohijatovo) ce dimanche 23 août !...
17/08/2026

⚠️Save the date ‼️

Retrouvez-nous à la vente privée organisée au restaurant Le Mango (Ambohijatovo) ce dimanche 23 août !
Nous y participerons avec grand plaisir, aux côtés de nombreux autres exposants. Venez nous faire un petit coucou et découvrir de belles choses, on vous attend nombreux ! 🛍️

Coucou nareo🤩Elaela kely izahay tsy teto fa manomana zavatra tsarabe ho anareo....na izany aza anefa dia misokatra fona ...
27/04/2026

Coucou nareo🤩
Elaela kely izahay tsy teto fa manomana zavatra tsarabe ho anareo....na izany aza anefa dia misokatra fona ny boutique K&K Store an😉

Hitanareo ve ireto karazana Jean tendance amin'izao ireto? mety ho hitanao eny amin'ny boutique daholo ireo fa tongava manantona mivantana😍
Misy article maro samihafa ihany koa akoatran'ny Pant Jean an😎

Haut stylé à lacet 🤍🖤Taille SM
21/04/2026

Haut stylé à lacet 🤍🖤
Taille SM

21/04/2026

Bonjour😊
Handefa article dispo de suite eto amin'ny page isika anio (atao story ny ankabeazany😍)
Fa na izany aza tongava mitsidika ny boutique ety Ambondrona à 100 m any MRE fa ho raisinay amin'ny tsikitsiky be ianareo🥰

CoucouSantionany amin'ireo Jean disponible aty amin'ny boutique 😍à partir de 20000 ar
15/04/2026

Coucou
Santionany amin'ireo Jean disponible aty amin'ny boutique 😍
à partir de 20000 ar

12/04/2026

Bonjour😍
Izahay eto amin'ny pejy K&K Store dia mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra🩷
Misokatra izahay rahampitso manomboka amin'ny 8 h ka hatramin'ny 16 h

11/04/2026

Hello👋🏻
Mampatsiahy kely anareo fotsiny izahay hoe tsarabe ny andro fa ndao hiantsena aty amin'ny boutique K&K Store Ety Ambondrona🩷
Feno zavatra mamy kely ao fa tongava ,afaka mijery2 ato @ pejy ihany koa anefa an☺
Bonne journée🍒

10/04/2026

✨ Coucou👋🏻

Sombitsombiny kely amin’ireo arrivage haut ato aminay 😎🔥
👉 Misy dos nu sy modèle tendance maro isafidianana izy ato🫣

💬 Raha misy mahasarika anao:
Aza misalasala manontany ao anaty commentaire na mandefa hafatra miafina avy hatrany 📩

📍Boutique K&K Store à 100 m du MRE Ambondrona

⚡ Stock voafetra — aza tara!

Bonne journée🫶🏻

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261349890655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K&K Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share