22/04/2026
❌JP WERAWERA ❌
Tena efa tsy te hiasa saina anitony JP werawera tony intsony mihintsy aho satria ny entana anie ho lafo foana fa tsy hoe ho lo ato akory eh, ninoninona figafianareo ,, fa dia tena vao maraina loatra kosa , manome fanafintohinana vao maraina ity ramatoa ity , Mi insiste erÿ izy hoe enjeho avant 10H nenah , manenjika JP be erÿ izy tao tao , mandefa totalité Ok , tonga ny maraina nihazakazaka erÿ Livreur nanenjika ny orany , tsy tahotra tsy henatra ilay olona mandray ny entany hoe ajanona hono ilay livraison anareo ka , tsy haiko na mody izy ihany no mandray telephone ao , handefa message izahay hiverifier anizany message annulation izany kay efa nobloqueny vao maraina be , nifohazany maraina mintsy hibloqueny anay fa tsy mba nandefa message farafaharatsiny hoe za tsy haka fa aza makaty , tsy maninona anie na direct be ohatrizany aza eh , fa tsy hoe alikainao le livreur hanenjika dia endrasanao tonga eny dia hoe ajanoko ny anareo nefa teo mbola mifampiantso tsara , izy mianakavy tsy misy mivoaka ny tranony ao akory aminio,, Pfff
Io ny tarehany sy ny anarany dia tadidio ho anareo mpivarotra namana sao ho tratrany koa ianareo fa raha ny fazahoako azy efa haratsiantoetra mihintsy ny azy