Confection sacs

Confection sacs Confection sacs, vente en gros et en detail, tel=0320469788/0334006466 Whatsapp +261345177322

Creation vaovao❤️Sac à épaule ♥️
08/07/2023

Creation vaovao❤️
Sac à épaule ♥️

Destockage >>>>1piece 15.000ar>>>>5pieces et plus 13.500arCouleur dispo>>>noir, blanc, violet mauve, rose saumon, beige ...
02/06/2023

Destockage
>>>>1piece 15.000ar
>>>>5pieces et plus 13.500ar
Couleur dispo>>>noir, blanc, violet mauve, rose saumon, beige taxi, gris, beige creme, violet indigo,vert
Livraison possible a partir de 3000ar centre ville uniquement
Venez en message privée ou 0345177322, 0334006466, 0320469788
NB Mandefa ani am faritra

Miarahaba ny mpanaraka ny pageAtolotro ho anareo ity sac model vaovao ityHo fanombohana sy fanomezana fahafahapo anareo ...
03/04/2023

Miarahaba ny mpanaraka ny page
Atolotro ho anareo ity sac model vaovao ity
Ho fanombohana sy fanomezana fahafahapo anareo panjifa dia ataotsika*** 25.000ar tsy misy frais de livraison*** ity sac vaovao ity
Am kalitao tsy miova
Efa maro no afapo t@ asatanana vitanay
Midira miafina
Na antsoy mivantana ny 0334006466
0345177322
>>>>NB FRAIS LIVRAISON 00Ar
Manao livraison sy mandefa ani am faritra
Misy prix de gros ho anizay maka maro
Vonjivonjeo fa vitsy2

Salama daholo ooh❤️Ela ela tsy tazana fa efa ato nitondra zavabaovao ho anareo💗Ho avy ny arrivage sy ny model vaovao am ...
28/03/2023

Salama daholo ooh❤️
Ela ela tsy tazana fa efa ato nitondra zavabaovao ho anareo💗
Ho avy ny arrivage sy ny model vaovao am sac a main ka araho ny pejy💕
Am vidiny takatry ny rehetra hatrany, qualité tsy miova😘

Destockage avant arrivageAmin'ny vidiny tsy miova  Sac a dos 10.000ar  Sac a main GM 15.000arManao livraison n'aiza n'ai...
09/11/2022

Destockage avant arrivage
Amin'ny vidiny tsy miova
Sac a dos 10.000ar
Sac a main GM 15.000ar
Manao livraison n'aiza n'aiza manomboka am 3000ar(frais de livraison)
Afaka mandefa ani am faritra ary azo hatokisana tsara
Midira am hafatra miafina na antsoy ni 0345177322/0334006466

Sac a main GM 15.000arVitsivitsy fa tsy dia betsakaReo daholo n couleurLivraison a partir 3000ar centre ville
27/10/2022

Sac a main GM 15.000ar
Vitsivitsy fa tsy dia betsaka
Reo daholo n couleur
Livraison a partir 3000ar centre ville

03/09/2022

Ho avy ny arrivage sac a dos sy sac a main GM oooh
Am vidiny tsy miova

Tonga ary ny arrivage vaovao amin'ny < SAC A MAIN GM >Prix=15.000ar (tsy misy intsony ny promotion 28.000ar)Mandefa any ...
22/07/2022

Tonga ary ny arrivage vaovao amin'ny < SAC A MAIN GM >
Prix=15.000ar (tsy misy intsony ny promotion 28.000ar)
Mandefa any amin'ny faritra n'aiza misy anao (betsaka no efa afapo)
Misy ny prix de gros ho anzay mbola hivarotra

NB==tonga d Message Privé avy hatrany raha mahaliana anao na antsoy ny 0345177322
VONJIVONJEO ARY OOH

20/07/2022

Iza daholo le niandry sac a main GM❤❤❤arrivage vaovao tsy ho ela

Arrivage vaovao amin'ny vidiny tsy miovaMandefa any amin'ny province naiza2,manao livraison > frais a partir de 3000ar t...
06/07/2022

Arrivage vaovao amin'ny vidiny tsy miova

Mandefa any amin'ny province naiza2,manao livraison
> frais a partir de 3000ar tananarive ville
Midira message privé direct ary na miantso ny 0345177322
NB : photo réel avokoa,couleur disponible eo amin'ny sary

Destockage sac à dosPrix seulement a 10.000arCouleur disponible efa ireo amin'ny sary ireo, photo réel daholoLivraison à...
25/06/2022

Destockage sac à dos
Prix seulement a 10.000ar
Couleur disponible efa ireo amin'ny sary ireo, photo réel daholo
Livraison à partir de 3.000ar tananarive ville
NB>>>>>>violet foncee n couleur fanampiny ,talata no manomboka ny livraison fa zao d afaka manao reservation d talata livrena
Midira ary ôh

Mitohy ny promotion sac a main GM😎Prix detail 15.000arMaka 2 28.000ar au lieu de 30.000arVonjivonjeo fa vitsy2 😂couleur ...
15/06/2022

Mitohy ny promotion sac a main GM😎
Prix detail 15.000ar
Maka 2 28.000ar au lieu de 30.000ar
Vonjivonjeo fa vitsy2 😂couleur dispo efa am sary
Mandefa am faritra sy manao livraison😍
Frais 3000ar tana ville
Venez en mp svp🙏🏻🙏🏻

Address

Ampatsy Mahazo
Antananarivo

Telephone

+261345177322

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confection sacs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share