Tarika Ampoka

Tarika Ampoka 🎶 AM-PO no KAloina 🎶

Ny Tarika Ampoka  dia maneho fisaorana feno anareo mpanohana rehetra, ianareo tonga nanotrona ny seho voalohany izay nat...
24/06/2025

Ny Tarika Ampoka dia maneho fisaorana feno anareo mpanohana rehetra, ianareo tonga nanotrona ny seho voalohany izay nataonay ny alahady lasa teo 💕
Isaorana manokana ny fianakaviana manontolo tamin'ny fanohanana rehetra ❤️🎊🥳 Maminay loatra ianareo🥹🥰
Isaorana ihany koa: Haja RAVALOSON Tamin'ny fandrindràna an-tsehatra
Christiani tamin'ny fanolorana
Cherry's beauty nikarakara ny tarehy.
STK Event tamin'ny haingon-tsehatra.
Tonton Jaona tamin'ny fanamafisam-peo.

🎹🎤🪗 Mitohy ny kalo
📢 Araho tsy tapaka ny pejy

J-2Te hijery ve ianao kanefa tsy nahazo ny tapakila intsony? 😊 Aza manahy fa eny an-toerana dia misy anjaranao fa tongàv...
20/06/2025

J-2

Te hijery ve ianao kanefa tsy nahazo ny tapakila intsony? 😊 Aza manahy fa eny an-toerana dia misy anjaranao fa tongàva 🥰
Amin'ny 1 ora dia efa misokatra ny vavahady 🤗
'Ndao ary eh ☀️

Salama eh👋🏼Ho anao tia  kalon'ny fahiny, eny fa ho anao izay te haheno izany 🤗 'Ndao hiaraka aminay  🥰 Amin'ny 22 Jona h...
11/06/2025

Salama eh👋🏼
Ho anao tia kalon'ny fahiny, eny fa ho anao izay te haheno izany 🤗 'Ndao hiaraka aminay 🥰
Amin'ny 22 Jona ho avy zao
Toerana : Ivokolo
🕒 3ora
Mankasitraka sahady ho an'ireo rehetra izay efa nanjifa ny tapakila ❤️
Mbola misy ho an'ireo zay te handeha koa anefa ah 🥰
🎶 AMPOKA🎶

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261343442025

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tarika Ampoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share