30/05/2025
🎉 [JEU CONCOURS] 🎁
Rehefa tsy hita elaela izahay dia hiverina eto indray 🛍 asianay arrosage be mihitsy 🍻 Olona 3 be izao no hahazo loka🎀
🎁Ny loka ho azo :
- sandales à perles ho an'ny voalohany, misafidy couleur sy pointure ny mpandresy an😍
- gourde en verre tête de chat ny an'ny faharoa 😍
- t-shirt ny an'ny fahatelo 🥳
👉 Raha te handray anjara :
1️⃣ Asio like ity publication ity 👍
2️⃣ Abonner-o ny page ✅(arahana capture hoe ni-s'abonner ianao)
3️⃣ Identifier-o anaty commentaire ny namanao mba hi-s'abonner am page sy handray anjara amin'ny lalao , ary anisy réaction ny commentaire anao
4️⃣Partager-o amin'ny mur ity post ity , ary atao mode public mba ahitanay fa nanaraka fepetra ianao😇
📅 Fara-fandraisana anjara : 30 juin à minuit
🏆 Amin'ny 16 juin no avoakanay eto ny mpandresy : izay commentaire 3 betsaka réactions indrindra ka aza adino ny manasa namana anisy réaction 🥰
🎊 Mandraisa anjara, bonne chance daholo😍
Raha te hanjifa an'ireo articles mamikely ireo dia aza misalasala miditra ao am hafatra miafina, mirary dia mirary ny vidiny sady DESTOCKAGE be izahay izao ❗mahazo montre (1) izay mividy sandale, mahazo pince (2) izay mividy gourde 🌠
📌 Araho akaiky fa manomana zavatra tsara be dia be ho anareo izahay 🥰