18/07/2023
Coucou daholo e 👋👋
Mankasitraka manaraka ny pejy M'ode MADA 😊😊
Dia aza miala alavitra fa betsaka ny zavatra mahasoa hifampizarana eto eo amin'ny tontolon'ny Lamaody indrindra indrindra 👕👚👖👘👠👔👗👙
Tsy diso anjara ihany koa ianareo any lavitra fa aza manahy 😉😉
Dia manasa anao hilike sy hipartage ny pejy raha toa ka mahafa po anao izahay 😉😉
Merci dia bisous daholo e 😘😘