24/06/2026
❌55000ar❌
🔥 Barbecue Portable Pliable 🔥
Mankafy fotoana miaraka amin'ny fianakaviana sy namana amin'ity Barbecue Portable ity! Mora entina, mora tehirizina ary tena mety amin'ny pique-nique, camping na fety an-kalamanjana.
✅ Mora aforitra sy entina
✅ Vita amin'ny metaly matanjaka sy mahatohitra hafanana
✅ Habeny:60,33,23cm
✅ Mora diovina aorian'ny fampiasana
✅ Mety amin'ny barbecue eny an-tokotany, amoron-dranomasina na fitsangatsanganana