Ritchie Textiles

Ritchie Textiles Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ritchie Textiles, Clothing Company, Antananarivo.

« Votre meilleur allié dans le marché du textile. » 🛍️

Benares coton/polycoton, Piqué coton/polycoton, Survêtement, Maillot, Jogging etc…

Ambodin’Isotry tsena 📍
Tél: 0349153552 📞
Envoi partout à Madagascar 📦

Ity ary ilay niandrasanareo fatratra eee 🥳 Alefaso ny commande na tongava miantsena 🥰🛍️
27/08/2026

Ity ary ilay niandrasanareo fatratra eee 🥳 Alefaso ny commande na tongava miantsena 🥰🛍️

Anomboka izy ireto 🥰 Première vague aloha ny coton 🍒 Tsara tonga dia manantona ny magasin na miantso ho an’ireo any amin...
27/08/2026

Anomboka izy ireto 🥰
Première vague aloha ny coton 🍒
Tsara tonga dia manantona ny magasin na miantso ho an’ireo any amin’ny faritra 🛍️

Tonga tsikelikely izy ireto 🥰🔔⛔️Stock limité ⛔️🔔Lieu : Ambodin’Isotry Epp 📍Tél : 0349153552 📞
02/08/2026

Tonga tsikelikely izy ireto 🥰

🔔⛔️Stock limité ⛔️🔔
Lieu : Ambodin’Isotry Epp 📍
Tél : 0349153552 📞

🍒ARRIVAGE BENARES COTON🍒🔔🏁 170gr - 180gr  🏁🔔Misy couleurs 30 no mihoatra be izao afaka isafidiana 😍😍 Disponible avokoa n...
31/07/2026

🍒ARRIVAGE BENARES COTON🍒
🔔🏁 170gr - 180gr 🏁🔔

Misy couleurs 30 no mihoatra be izao afaka isafidiana 😍😍
Disponible avokoa ny Bleu océan, Rouge, Bleu vert, Grenat, Jaune d’or, Vert émeraude sns… 🌈 (avec col)

1m90 de large 🎗️

💰💰Prix mirary hatrany 💰💰

170gr : 11.000Ar/m - 35.000Ar/kg
180gr : 12.000Ar/m - 35.000Ar/kg

Misokatra 6j/7 ny magasin 🛖
8h-16h30
Ambodin’Isotry Epp 📍

(Raha toa ka mila valinteny maika dia miantso avy hatrany na mandefa message na ihany koa mandefa MP amin’i Pamina Presley Chan Sew 🌸)

Tél : 0349153552-0324320715 📞

Mandefa entana amin’ny faritra isan’andro (Achat fournitures gratuites y compris 🛒)

Efa mangatsika ny andro an 🛎️Ity tissu mamikely ity no atolotray ho anareo🔥 JOGGING COTON PREMIUM 250gr 🔥✔ Largeur : 1,9...
08/05/2026

Efa mangatsika ny andro an 🛎️
Ity tissu mamikely ity no atolotray ho anareo

🔥 JOGGING COTON PREMIUM 250gr 🔥

✔ Largeur : 1,90 m 📏
✔ 11 couleurs disponibles 🎨
💰 15.000Ar / mètre
💰 32.000Ar / kg

Tsy mitsiboloka rehefa sasana, tsy mihitatra 👌🏻

📍 Ambodin’Isotry EPP
📞 034 91 535 52
🚚 Mandefa entana amin’ny faritra isan’andro 🇲🇬

Efa tonga ny jogging atsika vrai coton 😍 250gr be izao🥰0349153552 📞
07/05/2026

Efa tonga ny jogging atsika vrai coton 😍
250gr be izao🥰
0349153552 📞

🔥🔥Izany indray ny lamaody eee🔥🔥🤩Tendance 2026🤩🎀Tissu Poly 160gr🎀2m de large Plus de 35 couleurs en stock 🌈🎨🛎️Amin’ny vid...
28/04/2026

🔥🔥Izany indray ny lamaody eee🔥🔥
🤩Tendance 2026🤩

🎀Tissu Poly 160gr🎀
2m de large
Plus de 35 couleurs en stock 🌈🎨

🛎️Amin’ny vidiny mirary hatrany 🛎️
6.000Ar/m
20.000Ar/kg

Tél : 0349153552 📞
Toerana : Ambodin’Isotry Epp 📍

Mandefa entana amin’ny faritra isan’andro ho anareo tsy afaka manantona ety amin’ny magasin 📦

23/04/2026

Couleur Jocker en stock 🌈
Aza tara ary 🥰

🛎️Restock kely🛎️😍Jereo anie ireto amanjany e😍❌Mandalo izy ireto fa vonjivonjeo❌Dieny izao dia ataovy ny entana 26juin 🤩📢...
23/04/2026

🛎️Restock kely🛎️

😍Jereo anie ireto amanjany e😍
❌Mandalo izy ireto fa vonjivonjeo❌
Dieny izao dia ataovy ny entana 26juin 🤩

📢Tissu ADIDAS (survêtement)📢

Rose claire, Jaune d’or, Beige, Jaune moutarde 🎨
Prix :
5.900Ar/m
19.000Ar/kg
18.500Ar/kg raha en pièce
Ny couleurs rehetra mbola disponible avokoa🌈

Toerana : Ambodin’Isotry Epp 📍
Tél : 0349153552 📞
Mandefa amin’ny faritra isan’andro 📦

18/04/2026

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰
Misokatra izahay anio 😁
Tongava miantsena 🛍️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:45
Tuesday 07:00 - 16:45
Wednesday 07:00 - 16:45
Thursday 07:00 - 16:45
Friday 07:00 - 16:45
Saturday 07:30 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ritchie Textiles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share