Hi Model

Hi Model Sandales / Habillements

🤎💛♥️🩷🤍🖤🧡
21/02/2026

🤎💛♥️🩷🤍🖤🧡

11/02/2026

Mankahery antsika rehetra niaram-boina aty Toamasina tompoko 😪
Nohon'ny toetr'andro dia nahemotra zoma 13 février après midi avokoa ny livraison androany sy ny rahampitso alakamisy tompoko fa dia ialana tsiny indrindra 🙏
Merci pour votre compréhension.

Ity no hanaovana raha te hiaja 😍🥱 sady mihaja, no hajaina, no manaja, no fanaja, no haja... Tsy aiko tsony fa mentionné-...
02/02/2026

Ity no hanaovana raha te hiaja 😍🥱 sady mihaja, no hajaina, no manaja, no fanaja, no haja... Tsy aiko tsony fa mentionné-o eo daholo zareo e ☺️

No one: kapa ve dia ho entina miasa ?
Ilay kapa anefa 👇:

🌸RéfPTT015🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

😱 I Beautsssé 🥰 nareo angamba kapana mpanan-karena ka 🫰Taggeo daholo ny namanareo mpanan-karena hividy azy 🤗🌸RéfPTN017🌸📍...
02/02/2026

😱 I Beautsssé 🥰 nareo angamba kapana mpanan-karena ka 🫰

Taggeo daholo ny namanareo mpanan-karena hividy azy 🤗

🌸RéfPTN017🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

❤️‍🔥❤️‍🔥Ry mena koa tsy hanaiky 🤧 misy toetra kely ery zato izy 😌🥰🌸RéfFL013🌸📍CUIR 100% 📍Disponible de 35 à 40 📍Finition ...
02/02/2026

❤️‍🔥❤️‍🔥Ry mena koa tsy hanaiky 🤧 misy toetra kely ery zato izy 😌🥰

🌸RéfFL013🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

✅Raha mila confort sy stabilité tsara, eo koa ny fahamaontinana sy ny fahamasinana lalandava 😁, na dorkasy, na masera, n...
02/02/2026

✅Raha mila confort sy stabilité tsara, eo koa ny fahamaontinana sy ny fahamasinana lalandava 😁, na dorkasy, na masera, na mpiandry, na sampana inona no misy anao e 🤧 Na tsy any anaty sampana aza eeee 🤗🤗 dia efa nataonay ho anao ity modely iray ity 🥰🥰
Somary manatombo kely ihany koa ny vidin'ity raha izany rehetra zany no jerena 😅

Mentionné-o ary ilay namanao masina sy maontina tsara iny fa io ny kapany ee 🥰🥰

🌸RéfSNW018🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 79.000Ar

🥰🥰Sady manja no intelligente no tsara bika no manam-pahendrena ity itantsika amin'ny sary ity 🥱❤️‍🔥 Tena hoe... 👌🌸RéfPTN...
02/02/2026

🥰🥰Sady manja no intelligente no tsara bika no manam-pahendrena ity itantsika amin'ny sary ity 🥱❤️‍🔥 Tena hoe... 👌

🌸RéfPTN017🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

Efa presque une demi - journée anie aki vao mahavita ray amin'io e 🥵... Itako ilay izy tinareo be 🥰🤗 Asa tanana tena kal...
02/02/2026

Efa presque une demi - journée anie aki vao mahavita ray amin'io e 🥵... Itako ilay izy tinareo be 🥰
🤗 Asa tanana tena kaliana tsara satria kapa ho lovain-janaka sy zafy ny antsika ☺️

🌸RéfTR012🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

❤️‍🔥Nareo aki dia sahala amin'ny bonbon mihitsy ka 🫠🍬🍡🌸RéfB2B016🌸📍CUIR 100%📍Disponible de 35 à 40 📍Finition et qualité i...
02/02/2026

❤️‍🔥Nareo aki dia sahala amin'ny bonbon mihitsy ka 🫠🍬🍡

🌸RéfB2B016🌸

📍CUIR 100%
📍Disponible de 35 à 40
📍Finition et qualité impeccable pour l'exportation
📍 Semelles antidérapantes
📍 Coloris disponibles
🖤NOIR🧡ORANGE🤍BLANC 🩷ROSE❤️ROUGE💛DORÉ💜VIOLET🤎MARRON

✅PRIX 74.000Ar

𝗗𝘂 𝗖𝗨𝗜𝗥, 𝗖𝗨𝗜𝗥, 𝗖𝗨𝗜𝗥... 😱😱😍😍😍😍‼️⛔𝘗𝘏𝘖𝘛𝘖𝘚 𝘙𝘌𝘌𝘓𝘓𝘌𝘚 𝘚'𝘐𝘓 𝘝𝘖𝘜𝘚 𝘗𝘓𝘈𝘐̂𝘛 ‼️‼️⛔𝘊̧𝘢 𝘺 𝘦𝘴𝘵, 𝘭𝘦𝘴 𝘱𝘦́𝘱𝘪𝘵𝘦𝘴 𝘴𝘰𝘯𝘵 𝘭𝘢̀ ✨ 𝘦𝘵 𝘩𝘦𝘶𝘳𝘦𝘶𝘴𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 ...
01/02/2026

𝗗𝘂 𝗖𝗨𝗜𝗥, 𝗖𝗨𝗜𝗥, 𝗖𝗨𝗜𝗥... 😱😱😍😍😍😍

‼️⛔𝘗𝘏𝘖𝘛𝘖𝘚 𝘙𝘌𝘌𝘓𝘓𝘌𝘚 𝘚'𝘐𝘓 𝘝𝘖𝘜𝘚 𝘗𝘓𝘈𝘐̂𝘛 ‼️‼️⛔

𝘊̧𝘢 𝘺 𝘦𝘴𝘵, 𝘭𝘦𝘴 𝘱𝘦́𝘱𝘪𝘵𝘦𝘴 𝘴𝘰𝘯𝘵 𝘭𝘢̀ ✨ 𝘦𝘵 𝘩𝘦𝘶𝘳𝘦𝘶𝘴𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘭𝘦 𝘤𝘶𝘪𝘳 𝘯𝘦 𝘴𝘦 𝘮𝘢𝘯𝘨𝘦 𝘱𝘢𝘴 𝘭𝘦𝘴 𝘧𝘪𝘭𝘭𝘦𝘴 𝘩𝘦𝘪𝘯 😍😋. 𝘖𝘯 𝘢𝘶𝘳𝘢𝘪𝘵 𝘱𝘳𝘦𝘴𝘲𝘶𝘦 𝘦𝘯𝘷𝘪𝘦 𝘥𝘦 𝘤𝘳𝘰𝘲𝘶𝘦𝘳 𝘥𝘦𝘥𝘢𝘯𝘴🫠🤤!!!

⛔‼️𝘕𝘖𝘜𝘝𝘌𝘓𝘓𝘌 𝘊𝘖𝘓𝘓𝘌𝘊𝘛𝘐𝘖𝘕 𝘙𝘈𝘍𝘍𝘐𝘕𝘌𝘌 𝘌𝘛 𝘌𝘟𝘘𝘜𝘐𝘚𝘌 🫦🍦🍡

🌸𝘋𝘪𝘴𝘱𝘰𝘯𝘪𝘣𝘭𝘦 𝘦𝘯 𝘱𝘰𝘪𝘯𝘵𝘶𝘳𝘦 35 𝘢̀ 40
🌸100% 𝘷𝘦́𝘳𝘪𝘵𝘢𝘣𝘭𝘦 𝘤𝘶𝘪𝘳 ❤️‍🔥
🌸𝘙𝘰𝘣𝘶𝘴𝘵𝘦, 𝘵𝘦𝘯𝘢𝘤𝘦 𝘦𝘵 𝘳𝘦́𝘴𝘪𝘴𝘵𝘢𝘯𝘵 🦾
🌸𝘍𝘪𝘯𝘪𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘪𝘮𝘱𝘦𝘤𝘤𝘢𝘣𝘭𝘦👌
🌸𝘛𝘢𝘭𝘰𝘯𝘴 𝘢𝘯𝘵𝘪-𝘥𝘦́𝘳𝘢𝘱𝘢𝘯𝘵𝘴✅
🌸𝘔𝘢𝘭𝘢𝘨𝘢𝘴𝘺𝘏𝘢𝘯𝘥𝘮𝘢𝘥𝘦 🇲🇬🇲🇬
🌸𝘏𝘪(𝘨𝘩) 𝘲𝘶𝘢𝘭𝘪𝘵𝘺 𝘵𝘰𝘶𝘫𝘰𝘶𝘳𝘴 😉
🌸 Livraison partout 🚛🚛

Coloris disponibles
🖤NOIR
🧡ORANGE
🤍BLANC
🩷ROSE
❤️ROUGE
💛DORÉ
💜VIOLET
🤎MARRON

✅74.000𝘈𝘳

𝘓𝘦𝘴 𝘢𝘶𝘵𝘳𝘦𝘴 𝘤𝘰𝘭𝘭𝘦𝘤𝘵𝘪𝘰𝘯𝘴 𝘴𝘰𝘯𝘵 𝘵𝘰𝘶𝘫𝘰𝘶𝘳𝘴 𝘥𝘪𝘴𝘱𝘰𝘯𝘪𝘣𝘭𝘦𝘴 𝘢̀ 𝘷𝘰𝘵𝘳𝘦 𝘨𝘶𝘪𝘴𝘦!!!😍😍👇👇

Passer en mp pour les commandes les filles 💌🥳

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261328953103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hi Model posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hi Model:

Shortcuts

Share