H&K Contrat Live Pro

H&K Contrat Live Pro Studio Live Shopping ouvert à tous : live sellers, marques et fournisseurs. Contactez-nous en MP pour plus d’informations.

De la mise en scène jusqu’à la vente en direct, notre équipe vous accompagne avec un service professionnel et clé en main.

05/08/2026

[🔴 OFFRE CONTRAT LIVE PRO]

Ho anao manana olana momban’ny Live Shopping :

✅Mitady fitaovana tsotra sa regie multi-camera mihintsy?
✅Mitady page eligible Boost Live hofaina?
✅Live Seller vao hanomboka?
✅Fournisseur Manana entana?
✅Mitady Live Sellers matotra?
✅Mitady fiaraha-miasa azo antoka sy maharitra?

📣 Manana offre location tsotra izahay, hatr@ fitantanana feno ny partie communication/marketing ary commerciale ny entanao, manome entana ianao dia ny ekipa no manao izay hahalafo azy.
Na olon-tsotra te hiketrika na orinasa te hiditra @ varotra en direct @ reseaux sociaux.

Ho anao manan-talenta @ varotra kosa, ny agence Vision dia mandray ireo izay te hisehatra , afaka manofana sy manome asa.

0381800846
@hetsikasyketrika.studio
Alasora - Antananarivo
Tiktok : @hk.studio

🔴 LIVE T-SHIRT / HETSIKA SY KETRIKA / CONTRAT LIVE 👕✨✅️ T-shirts stylés tsara kalitao. ✅️ Pratiques, tsy maka sarotraMet...
21/05/2026

🔴 LIVE T-SHIRT / HETSIKA SY KETRIKA / CONTRAT LIVE 👕✨

✅️ T-shirts stylés tsara kalitao.
✅️ Pratiques, tsy maka sarotra
Mety @ fotoana rehetra

Rehefa avy eo ihany!
Aza miala lavitra!

📍 Hetsika sy Ketrika
📞 034 13 556 86 / 032 89 672 80

08/05/2026

CONTRAT LIVE :
Mandray contrat live isan'andro.
Ary mandray mpanao live na live seller ihany koa ho an ireo tena matotra sy efa za-draharaha.


07/05/2026

Warm up @ HKStudio

Address

Studio Hetsika Sy Ketrika/Lot B230 Alasora
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H&K Contrat Live Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share