By'S 📦Articles tendance importés de Chine ✈️
👗 Qualité • Petit prix • Nouveautés régulières
🚚 Livraison rapide
💬 Commande en message privé / WhatsApp

📦 Ato indray isika ho an’izay mitady produits provenance de France, Authentique. 🇫🇷✨ ✅
17/06/2026

📦 Ato indray isika ho an’izay mitady produits provenance de France, Authentique. 🇫🇷✨ ✅

🙏🙏
16/06/2026

🙏🙏

14/06/2026

Misokatra ihany koa ny fandraisana commande ho an’izay article ilainareo, na akanjo, na sac de marque, na entana hafa tianareo. Raha misy ao amin’ny fournisseur anay dia afaka afarana daholo.

📦 Livraison rapide : 7 à 15 jours monja.

✨Mankasitra an’ilay Clients efa nandray anjara sahady ✨
Mp raha mila fanazavana fanampiny 🥰

11/06/2026

📱 Misokatra ny fandraisana commande finday!

✅ Karazana finday rehetra azo afarana
🚁📦 Livraison ao anatin’ny 7 à 15 jours

📩 MP raha mila fanazavana misimisy kokoa na te hanao commande.

09/06/2026

Sombiny fotsiny ihany ireto fa tena maro arrivage tsika any a🥰
Araho foana ny pejy tsika fa tsy ho ela🎁

08/06/2026

Iza no ahazo azy ary fa vitsy kely, matevina tsara.

✨Ensemble 3 pièces ✨
Taille L : 3 pièces disponibles
Taille XL : 2 pièce disponible

🌸 Robe longue fluide disponible 🌸Une belle idée cadeau pour la fête des mères 💝✨📏 Taille : M • L • XL • XXL🎨 2 disponibl...
28/05/2026

🌸 Robe longue fluide disponible 🌸
Une belle idée cadeau pour la fête des mères 💝✨

📏 Taille : M • L • XL • XXL
🎨 2 disponibles de chaque couleur
⚫ Le modèle à pois noir : plus qu’1 seule disponible

Mp pour réserver 💌

Ho an’izay tsy naharaka live dia ireo ihany koa ilay tafiditra anaty promotion.😍Izany hoe livraison gratuite daholo izay...
26/05/2026

Ho an’izay tsy naharaka live dia ireo ihany koa ilay tafiditra anaty promotion.😍
Izany hoe livraison gratuite daholo izay maka avant fêtes des mères ❤️
Prix :60.000ar et livraison gratuite ✅
🚨Stock très limité 🚨

26/05/2026

Live offres spéciales Fête des mères indray rariva amin'ny 14h ka aza taraiky sao tsy mahazo indray a☺️

Address

Antananarivo

Telephone

+261343182058

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By'S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share