Elegancy

Elegancy 𝐕𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐞𝐭 𝐏𝐚𝐫𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐛𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐢𝐚

16/08/2026

VLOG VLOG avec Mr. 🍋🩷

Hello hello✨ ato ihany fa variana makaina hihiNi-découvre ity sport ity izahay sy Mr t@ ty pause ity, efa nisy nanandran...
14/08/2026

Hello hello✨ ato ihany fa variana makaina hihi

Ni-découvre ity sport ity izahay sy Mr t@ ty pause ity, efa nisy nanandrana ve nareo?🎾

Asiantsika VLOG VLOG kely miaraka amin’i Mr indray aloha demain à 18h❤️

10/08/2026

A Day with Me🩷

Rehefa “ Vente en pause “ dia manararaotra kely @ collab sns…

Shooting for Krasiv & Kalimera Madagascar

Bonjour☀️  ela ela izy zany e? Outfit outfit Perso aleoko lavitra ity “ Bermuda “ ity toy izay ilay “ capri “ ( efa nana...
10/08/2026

Bonjour☀️ ela ela izy zany e? Outfit outfit

Perso aleoko lavitra ity “ Bermuda “ ity toy izay ilay “ capri “ ( efa nanandrana fa Tena tsy nety🤭)

🩷 VLOG Ce soir à 18h amin’izay fa mbola holava ity pause ity, bonne semaine à tous

Outfit idea✨ En vogue be ity jupe ity amin’izao an,Nataoko hafa kely nanaovako ny ahy androany, ahoana fahitanareo azy?🤭...
04/08/2026

Outfit idea✨ En vogue be ity jupe ity amin’izao an,

Nataoko hafa kely nanaovako ny ahy androany, ahoana fahitanareo azy?🤭

Hamoaka VLOG VLOG amin’izay isika pause ity, maromaro izy ato

Izay no vita❤️ Mankasitraka be dia be foana ry reto, amin’ny manaraka indray….Pause kely indray aloha isika, miato kely ...
01/08/2026

Izay no vita❤️ Mankasitraka be dia be foana ry reto, amin’ny manaraka indray….

Pause kely indray aloha isika, miato kely ny varotra fa ny fifampizarana mitohy eto foana.

Bisous be daholo✨

01/08/2026

J-J🔔 ato zahay ô
📍Grand Hotel Urban
9h à 17h30

31/07/2026

EXTRAIT 2 VENTE PRIVÉE 🔔 J-1

Tongava maro fa tsara loatra ny any ry reto,
Parking malalaka tsara, tsy voatery hilahatra fa miditra misakafo maraina dia milamina tsara❤️
📍 GRAND HOTEL URBAN
🗓️ Demain de 09h à 17h30

À demain ary e!

30/07/2026

EXTRAIT N•1 du VENTE PRIVÉE 🔔 J-2
Efa voalaza anaty vidéo daholo fa any mihaona ary e

🗓️Samedi 01 Août izao
📍 Grand Hôtel Urban Ambatonakanga

Raikitra ity an🔔 VENTE PRIVÉE J-4! « Tsy mahazo mihitsy kia » , «  Tsy maharaka live! » , « te hanandrana sy hijery miva...
28/07/2026

Raikitra ity an🔔 VENTE PRIVÉE J-4!
« Tsy mahazo mihitsy kia » , « Tsy maharaka live! » , « te hanandrana sy hijery mivantana »

🗓️Rendez-vous Samedi 01er Août izao, 09h à 17h30
📍Grand hôtel Urban Ambatonakanga ( toerana Aesthetic kely Sady mi-brunch no mi-shopping)
Achat plus de 200.000ar = un cocktail offert 🍹

Plus de 400articles miandry anareo ao, izay ilaina rehetra! Any mihaona ary❤️

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261341815104

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elegancy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share