Williah shop

Williah shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Williah shop, Apparel & Clothing, Ambanidia, Antananarivo.

Salama daholo iza ilay mitady an ity peigne anti-poux ity tena  manala hao tsara miaraka  atody 8 000ar fotsiny mora be ...
20/01/2026

Salama daholo iza ilay mitady an ity peigne anti-poux ity tena manala hao tsara miaraka atody 8 000ar fotsiny mora be oh tongava haingana

26/09/2025

Tena mba miangavy ry vahoaka aleo tsia.mandroba ny hafa satria isika vahoaka sahirana ihany no hizaka ny vokany sy ny crise anie! aleo tsia vahoaka tsia mifanimba fa mba mifampiaro satria raha ho simbaina aza ireny asa fiveloman ny olona ireny nefa ireny anie mba manome asa hoan ny hafa dia zao zany ilay an asa teo dia lasa very asa ndray dia hitombo ndray ve ilay fahasahiranana.Aleo tsiaka tsia mifanimba isika madinika satria ra ho simbaina ilay mangasin.dia misy ny vendeuse sy ny vendeur miasa mba sahirana izy ireny ary misy zanaka ho velomina dia aona aza mijery ny androany fotsiny oe nandroba dia nahazo androany fa ny ampitso sy ny asa very ry reto aleo mba samy miray hina.😭😢😢😢

09/07/2025

salama tompoko.mitady boost page mora maika mankasitraka

Coucou daholo arrivage tsara tena ilaina.@ izao vacance oentina manao vacance sady mora
09/07/2025

Coucou daholo arrivage tsara tena ilaina.@ izao vacance oentina manao vacance sady mora

15000ar
09/12/2022

15000ar

Talon 15000ar
09/12/2022

Talon
15000ar

Address

Ambanidia
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Williah shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share