F&M Shop Mdg

F&M Shop Mdg Vente de vêtements et accessoires stylés et tendances de mode pour enfants et mères

13/02/2024
07/02/2024

Tongasoa o Mino Rakotondrazay, Meva Soa, Manadaza Angéline

Faly miarahaba anareo 3 nahazo ilay loka tamin'ny "Give away" nataontsika. Mankasitraka antsika rehetra ihany koa nandra...
26/11/2023

Faly miarahaba anareo 3 nahazo ilay loka tamin'ny "Give away" nataontsika. Mankasitraka antsika rehetra ihany koa nandray anjara marobe🙏🙏.
Mitotaly 86 ianareo no nandray anjara ka ireto alefako manaraka ireto ireo nahazo.
👉LAHARANA 1-Antsa Orimbato Fitiavana
👉LAHARANA FAHA 2- Fens Malalaniaina
👉LAHARANA FAHA 3- Masoandro Mamiratra
FAMPATSIAHIVANA NY LOKA:
🌺LOKA VOALOHANY: Botte en daim (pointure "36-38 ihany" sy couleur izay safidiana)🌺
🌺LOKA FAHAROA: Sac bandoulière 2 en 1 (couleur izay safidiana)🌺
🌺LOKA FAHATELO : Lots de bracelets 🌺
Asaina isika mba handefa mp avy hatrany mba hahafahanareo misafidy ny pointure sy couleur sy handaminana ny livraison rahampitso.

26/11/2023

Miarahaba antsika rehetra. Koa satria tapitra omaly Sabotsy 25 Novambra ny "Give Away" antsika dia androany no alefa ny anaran'ireo 3 nahazo loka koa nohon'ny tsy fananana fotoana anaovana live dia ataontsika tirage direct ilay izy ka alefako eo ny anaran'izy 3. Alatsinainy 27 Novambra hatramin'ny 2 ora sy sasany ihany no hanaovana livraison koa an'ireo izay tsy afaka hanetarana izany na halaina eo Bel'Air akaikin'ny Nane na livrerna aorian'ny 13 desambra indray vao afaka haterina nohon'ny tsy maha eto an-toerana ny tenako. Misaotra antsika rehetra nandray anjara 🥰 🥰🥰

22/11/2023

Tongasoa ianareo, mankasitraka manaraka ny page! Tanjona Rakotoniaina, Tiana Ny Hasina Rakotonirina, Tatamo Niaina, Fens Malalaniaina, Roh Randria, Herimino Napoina, Meva Fitia, Nytoky Ranarivelo, Ambinintsoa Safidy, Rinah Rakotoarijaona, Tojo Harifidy Ranaivoson, Tyah Vaniåh, Så Rãh, Lancia Rasoarimanjaka, Fleur De Neïge, Belamina Aaron Nathanaël, Ariela Ariela, Antema Fitia, Hoby Soa, Lucia Taf, Marina Raveloson, Masoandro Mamiratra, Kiady Laou'ni, Anisah Randria, Fitia Andria, Mi Murielle, Setra Setraniaina Tsirava, Jenny Maelle

🥰ANDAO INDRAY ARY HILALAO E “GIVE AWAY NOVEMBRE” 🥰   ☺️☺️Natokana ho an’ireo ABONNES N'NY PAGETOY IZAO NY FEPETRA:👉Asio ...
13/11/2023

🥰ANDAO INDRAY ARY HILALAO E “GIVE AWAY NOVEMBRE” 🥰
☺️☺️Natokana ho an’ireo ABONNES N'NY PAGE
TOY IZAO NY FEPETRA:
👉Asio commentaire ity publication ity hoe “ANDAO HIARAKA HILALAO AMIN’NY F&M SHOP MDG”
👉Tagger-o ny namanao 10 ary zarao eo amin’ny mur nao ity publication ity
👉Asao ny namanao rehetra mba hanao “SUIVI” sy “J’AIME” ireto pages 3 n’ny F&M Shop ireto:
https://web.facebook.com/fashionkidsandmom
https://web.facebook.com/profile.php?id=61552174476993
https://web.facebook.com/profile.php?id=61552425809004
Izany hoe sokafanao tsirairay ireo liens 3 ambony ireo dia andefasanao invitation ireo namanao ka ALEFANAO CAPTURE AO AMIN’NY COMMENTAIRE NY SARIN’ILAY NANAOVANAO INVITATION AZY IREO
🤩🤩OLONA 3 BE IZAO NO MAHAZO LOKA🤩🤩:
🌺LOKA VOALOHANY: Botte en daim (pointure "36-38 ihany" sy couleur izay safidiana)🌺
🌺LOKA FAHAROA: Sac bandoulière 2 en 1 (couleur izay safidiana)🌺
🌺LOKA FAHATELO : Lots de bracelets 🌺
Manomboka androany Alatsinainy 13 Novambra 2023 ny lalaontsika ary mifarana amin’ny Sabotsy 25 Novambra.
😍😍ASIAKO REACTION "SOLIDAIRE" IREO IZAY NANARAKA NY FITSIPIKA MBA TSY HANAHIRANA REHEFA TONGA NY FISARIHANA😍😍
😊😊ATAONTSIKA NY ALAHADY AMIN’NY 7 ORA ALINA NY FISARIHANA
👉👉ANDAO ARY HILALAO E!!!!!

10/11/2023

Arabaina daholo ianareo mpanaraka ny page 🥰👉! Anièce Irinah, Elizabhet Olsen, Tsiriniaina Raz, Sitraka Niaina, Soa Kely Tsykivy, Mialisoa Miora Andreane

🎉🎉👏👏Arabaina ianao Mbolatiana fa ianao no voasarika tamin'ilay "Give Away".Mandefasa mp amiko ianao raha hitanao ito pub...
05/11/2023

🎉🎉👏👏Arabaina ianao Mbolatiana fa ianao no voasarika tamin'ilay "Give Away".
Mandefasa mp amiko ianao raha hitanao ito publication ito.

05/11/2023

RENDEZ -VOUS A 19H EN LIVE POUR LE TIRAGE "GIVE AWAY"

04/11/2023

Tapitra anio Sabotsy 04 Novambra amin'ny 12 ora alina ny lalaontsika ka rahampitso amin'ny 7 Ora Alina no atao ny fisarihana

Address

Alasora
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F&M Shop Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share