08/09/2025
🟢JUSTICE POUR MENDRIKA
Tsy nangina aho akory zandriko fa mba ho fanajako ny mana-manjò sy ny Ray aman-dReny nitondra fahoriana dia niady mangina nitady izay rariny sy nitolona am-bavaka ho an-dri🙏
Mandeha ihany ny fotoana, ny ora, ny andro, ny volana fa mbola miandry isika, miady isika.
Ndri no heriko, herinay aty, mitondra am-bavaka sy mankahery anay indray🥹🙏
Androany ah hiteny indray, tsy olo-meloka ny zandriko, tsy mpanao ratsy ny zandriko.
Mbola matoky ny fitondran'Andriamanitra isika 🤍 Mbola manantena foana fa hivoaka ny marina.
Loharano : Tsila Jomcye