24/06/2026
Miarahaba an’i Rasazy Sitraka amin’izao nahazoany ny Mari -pahaizana Master II izao 🎉
Izy moa dia anisan’ny iray aminay 4 mirahavavy izay ato amin’ny Univers Bébé 🥰
Mirary soa antsika rehetra ♥️♥️