Tendance Tidou

Tendance Tidou Né par amour et ambition💕, nommée par tendresse d'un enfant😘, crée dans le but de satisfaction😍

20/06/2026

🤎🤎TSISY BETSAKA INTSONY ITO
✨✨✨✨✨Prix :28.000ariary✨✨✨
🌿🌿mandefa any amin’ny faritra , manao livraison
☎️0341290421

12/06/2026

salama aby ooo,
manao lancement anah nouveau produit izahay,resaka mombany zazakely aloha Ilay izy atreto, (fitaovana zazakely)
dia Raha misy Liana ,anao revendeur na anjifa .dia afaka miditra mp
😍💕💪

11/06/2026

Hello,hello
Inona tena source de motivation anareo,rehefa anao Zavatra na hamorina Zavatra?
n'y ahy Zao dia Ilay Harena keliko😊😘

Salama daholo o,MBA tianay hofantatra ny hevitra antsika maman amin'ny resaka fividiana ankanjo Ilay Harena kely.Ilay va...
13/10/2024

Salama daholo o,
MBA tianay hofantatra ny hevitra antsika maman amin'ny resaka fividiana ankanjo Ilay Harena kely.
Ilay vao2 ve no Tiana nareo sa friperie.
Eo amin'ny resaka fahasalama koa no tena mahasarotiny antsika .

Address

FIA 38 Ambomahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendance Tidou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share