08/03/2026
💐 Miarahaba antsika vehivavy rehetra amin’ity Andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ity!
⭐ Vehivavy Malagasy, hery sy fanilo ho an’ny firenena!
❤️ Tsarovy foana: ianao mahery, mendrika, ary tsy azo atao ambany!
✨ Andro iray hanehoana ny hery, ny fahendrena, ary ny hatsaram-pon’ny vehivavy Malagasy.
👑 Vehivavy matanjaka = Fianakaviana matanjaka = Firenena matanjaka.