08/09/2026
Fankalazana ny nahaterahan’i Masina Maria Virjiny.
Vonjeo ny vahoakanao,ry Tompo, noho ny vavak’i Masina Maria, Virjiny mandrakizay; koa enga anie, rehefa afaka amin’ny loza rehetra izahay, dia ho afaka hianoka amin’ny fiadananao. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay.