Tis'Sâge.MDG

Tis'Sâge.MDG Vêtements sur mesure
Prêt-à-porter
Personnalisation
Prix raisonnable

Sweat à capuche - Short - Jogging 🆒Tissus 100% coton ✅Personnalisation possible ✨Taille : S-M-L-XL-XXL✔️Article sur comm...
14/04/2025

Sweat à capuche - Short - Jogging 🆒
Tissus 100% coton ✅
Personnalisation possible ✨
Taille : S-M-L-XL-XXL

✔️Article sur commande. N'hésitez pas à passer vos commandes en Message Privé 🆙
👉 Livraison sur tout Tana et expédition en province

Manomana fiançailles ve ianao 💍??? sa mariage 💕?? sa hampanjaitra akanjo fotsiny 🥳???Vonona hanome fahafahampo ho anao i...
30/01/2025

Manomana fiançailles ve ianao 💍??? sa mariage 💕?? sa hampanjaitra akanjo fotsiny 🥳???
Vonona hanome fahafahampo ho anao izahay.

✅ Akanjo gasigasy : Misy ho an'ny olondehibe sy ho an'ny ankizy
✅ Sur commande / Taille sur mesure
✅ Personnalisable araka izay tianao
✅ Livraison manerana an'i Madagasikara

👉 Alefaso ao amin'ny hafatra miafina ny commande
Contact : 034 21 552 43 / 038 59 530 58

Clients satisfaits ❤️✅Mankasitraka anareo mivady natoky anay ary mirary tokantrano sambatra ho anareo 💕Mitohy hatrany ny...
20/01/2025

Clients satisfaits ❤️✅
Mankasitraka anareo mivady natoky anay ary mirary tokantrano sambatra ho anareo 💕

Mitohy hatrany ny fandraisana commande akanjo fiançailles. Aza misalasala mi-contacter anay.
Mandefa manerana an'i Madagasikara.

Contact : 034 21 552 43 / 038 59 530 58

Mankasitraka nametraka ny fitokisana t@ Tis'Sâge.MDGMirary tokantrano feno fifaliana sy fahasambarana ho anareo
07/01/2025

Mankasitraka nametraka ny fitokisana t@ Tis'Sâge.MDG
Mirary tokantrano feno fifaliana sy fahasambarana ho anareo

⚠️‼️Hey! Natao ho anao ity!‼️Akanjo gasigasyManjaitra akanjo gasigasy izahay, mety amin'ny vodiondry sy lanonana isan-ka...
14/10/2024

⚠️‼️Hey! Natao ho anao ity!‼️
Akanjo gasigasy

Manjaitra akanjo gasigasy izahay, mety amin'ny vodiondry sy lanonana isan-karazany izay karakarainao.
✅Taille sur mesure
✅Prix sur devis : Arakaraka ny modèle tianao

Aza misalasala manoratra anaty hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny

📣 hey! Natao ho anao ity tolotra ity✨ Offre spéciale fête des mères 💝Ho anao izay manao commande sweat/short/jogging ato...
17/05/2024

📣 hey! Natao ho anao ity tolotra ity
✨ Offre spéciale fête des mères 💝

Ho anao izay manao commande sweat/short/jogging ato aminay alohan'ny Alarobia 22 Mai 2024 izao, dia omenay 🤑remise 5%‼️ ianao amin'izao ankatroky ny fetin'ny reny izao.

✅ Sweat avec/sans capuche, personnalisable araka izay tianao
✅ Vita amin'ny tissus molleton, COTON, confortable tsara
✅ Couleur maro isafidianana, taille S M L XL

Aza tara ary fa alefaso dieny izao ny commande-nao
Livraison disponible
Date limite : 22 Mai 2024
Contact : MP / 034 21 552 43

💕 Spécial Cadeau fête des mères ❤️Tolory fanomezana miavaka i neny amin'izao fetiny ho avy izao.👉 Sweat-shirt (sans capu...
06/05/2024

💕 Spécial Cadeau fête des mères ❤️

Tolory fanomezana miavaka i neny amin'izao fetiny ho avy izao.
👉 Sweat-shirt (sans capuche), mampafana tsara, hiatrehana ny ririnina 🥶
✅ Personnalisable : izay soratra, HAFATRA tianao hampitaina aminy, na sary tianao no atao

Taille S M L XL XXL
Couleur : Rouge - Gris - Blanc
Prix à partir de 38.000Ar
Misy prix de gros ho an'izay haka maro

⚠️❗️ Alefaso dieny izao ny commande sao tsy hahazo eo ianao. Limité ny stock

Contact : MP / 0342155243

Akanjo ho anareo vehivavy ireto 👗✅ Robe✅ ensemble pant flare⚠️ Limité ny stockSokafana ny sary dia efa mipetaka ao ny pr...
28/04/2024

Akanjo ho anareo vehivavy ireto 👗
✅ Robe
✅ ensemble pant flare
⚠️ Limité ny stock
Sokafana ny sary dia efa mipetaka ao ny prix

Mandray ny commande-nao ao amin'ny MP izahay

Ireto indray ny ensemble sweat + short dispnible ato aminay. 👕👉Mety tsara amin'izao ririnina ho avy izao 🥶Misy prix de g...
20/04/2024

Ireto indray ny ensemble sweat + short dispnible ato aminay. 👕
👉Mety tsara amin'izao ririnina ho avy izao 🥶
Misy prix de gros ho an'izay manao commande mihoatra ny 5 pièces 🤑
Couleur ireo amin'ny sary (Noir, Gris, Rouge, Blanc)
⚠️ Vonjivonjeo fa limité ihany ny stock

Prix détail :
✅ Sweat sans capuche :
- S-M-L : 32.000Ar
- XL-XXL : 33.000Ar

✅ Sweat à capuche :
- S-M-L : 35.000Ar
- XL-XXL : 36.000Ar

✅ Ensemble sweat sans capuche + short :
- S-M-L : 44.000Ar
- XL-XXL : 46.000Ar

Contact : MP / 034 21 552 43

Offre tee-shirt100% coton sy polycotonMisy prix de gros à partir de 15 piècesIreto ny prix détail :Prix 100% coton :- S-...
12/04/2024

Offre tee-shirt
100% coton sy polycoton
Misy prix de gros à partir de 15 pièces

Ireto ny prix détail :
Prix 100% coton :
- S-M : 14.000Ar
- L-XL : 14.500Ar
- XXL : 15.000Ar

Prix polycoton :
- S-M-L : 9.500Ar
- XL-XXL : 10.000Ar

Contact : MP / 034 21 552 43

Ireto modèle tee-shirt ireto disponible de suite ato aminay.Amin'ny vidiny mirary : 15.000Ar 🥵Vonjivonjeo fa stock limit...
14/03/2024

Ireto modèle tee-shirt ireto disponible de suite ato aminay.
Amin'ny vidiny mirary : 15.000Ar 🥵
Vonjivonjeo fa stock limité

Tee-shirt 100% coton,
Taille : S-M-L-XL

Mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy
Toerana misy anay : Ivato
Manao Livraison eto Tanà sy ny manodidina

❗️ Combi amin'ny vidiny mirary (12.000Ar dia mahazo en gros)⚠️💯Natao ho anao izay mitady mpamatsy combi✅Combi short✅Comb...
28/02/2024

❗️ Combi amin'ny vidiny mirary (12.000Ar dia mahazo en gros)⚠️💯
Natao ho anao izay mitady mpamatsy combi

✅Combi short
✅Combi pantalon
✅Combi palazo
Taille S M L XL

Prix de gros combi short : 12.000Ar 😱🥵 (10 pièces minimum)
Prix de gros combi pantalon : 15.000Ar (10 pièces minimum)
Misy prix détail fa tongava Mp

Contact : MP / 034 21 552 43

Address

Ivato
Antananarivo

Telephone

+261342155243

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tis'Sâge.MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share