08/06/2026
SUMMER TOUR MERCH 👕🔥🌎
Mahafinaritra eria raha toa ka manao teeshirt Namsayin daholo ianareo 😂🔥
Afaka jifaina ao amin’ny Namsaying mg ny TEESHIRT antsika amin’ny vidiny mirary dia mirary ❤️🔥🤝
LET’S GO 🔥🔥