09/09/2026
🔥🎉 KILALAO HAHAZAHOANA 30 000 Ar BE IZAO ! 💸❤️
💥 Pearl Boutik dia manolotra KILALAO MIAVAKA ho anareo rehetra! 😍
Te hahazo 20 000 Ar ve ianao? 😱💰
Sa te hanampy chance-nao hahazo 10 000 Ar? 👀🔥
👉 Tena mora ny fitsipi-dalao !
1️⃣ ❤️ MENTIONNEO namana betsaka araka izay vitanao ianao ao amin’ny commentaire 👥
2️⃣ 📲 PARTAGEO PUBLIC ny publication rehetra mivoaka
3️⃣ 👍❤️ ASIO RÉACTION amin’ireo publication rehetra mivoaka eto
🏆 IZAY BE « POINTS » no ho mpandresy ! 🔥
Ahoana no hahazahoana « points »?
✨ Mahazo points betsaka ianao arakaraka ny :
➡️ hamaroan’ny olona ni-mentionnenao
➡️ hamaroan’ny partage public nataonao
➡️ hamaroan’ny réaction nataonao teto amin’ny page
👉 Hampitombo haingana ny POINTS-nao! 💯🔥
📌 Aza adino :
✔️ Tsy maintsy PUBLIC daholo ny partage
✔️ Afaka mamerina manao commentaire ianao, fa namana samihafa no mentionner-na
✔️ Arakaraka ny ezaka ataonao ihany no hampitombo ny chance-nao 🥰🏆
🎁 LOTS À GAGNER :
🥇 🤑 1er LOT : 20 000 Ar
🥈 💵 2ème LOT : 10 000 Ar
⚠️ FITSIPIKA :
❌ Compte fake = TSY EKÉNA
❌ Partage privé = TSY EKÉNA
❌ Compte verrouillé = TSY EKÉNA
⏰🔥 VALIN’NY LALAO : ZOMA, 11 SEPTEMBRE 2026 aorian’ny live varotra izay haranty eto amin’ny 2ora tolakandro. (Izay mijery sy manaraka ilay Live izany no afaka haharaka ilay hoe iza no ho-voasarika) ✅
💥 Aza mijery fotsiny e! 😜
👉 Hatomboy dien’izao ny lalao!
👉 Mentionneo ny namanao!
👉 Partage-o ny publication!
👉 Ataovy izay hahazoanao POINTS betsaka indrindra! 🏆🔥
🍀❤️ BONNE CHANCE DAHOLO EEE ! ❤️🍀
Aza tara fa mety HO ANAO ilay 20 000 Ar! 😍💸