Gasy Gasy Compagnie

Gasy Gasy Compagnie Des t-shirts inspirés des vraies vibes malagasy 🇲🇬
Coton 100% - Vita malagasy
038 83 610 26 - 034 28 630 47

Portez votre fierté 🇲🇬🇲🇬🇲🇬Tontolo andro mahafinaritra foana miaraka amin’ny t-shirt Gasy Gasy, na mangatsiaka na mafana ...
15/08/2026

Portez votre fierté 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tontolo andro mahafinaritra foana miaraka amin’ny t-shirt Gasy Gasy, na mangatsiaka na mafana 😊🥰

Hisy PROMOTION ngeza be atsy ho atsy 😊 Araho foana ny pejy mba tsy ho tara ✅

Alefaso ao @ commentaires ny produits tianao asina PROMOTION ary 💯💯💯

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬


14/08/2026
Ny tee-shirt col Mao ihany koa dia mbola misy foana an 😊 Miaraka @ accessoires mampiavaka azy @ be sy ny maro 👌 Gasy Gas...
13/08/2026

Ny tee-shirt col Mao ihany koa dia mbola misy foana an 😊 Miaraka @ accessoires mampiavaka azy @ be sy ny maro 👌

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

NOUVEAUTE : tee-shirt à 3 boutons marque Gasy Gasy 🇲🇬 🥰 Maro ny nangataka azy ity ka dia novokarinay manokana hanomezana...
12/08/2026

NOUVEAUTE : tee-shirt à 3 boutons marque Gasy Gasy 🇲🇬 🥰 Maro ny nangataka azy ity ka dia novokarinay manokana hanomezana fahafampo ho anareo 😘

Tissu : 100% coton, 180 grammes.
Tailles : S, M, L , XL

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬

Misy an'ankizy ihany koa ny Tee-shirts vierges Gasy Gasy an 🥰😊 Ilaina amin'izao vacances izao, na entina mianatra ihany ...
05/08/2026

Misy an'ankizy ihany koa ny Tee-shirts vierges Gasy Gasy an 🥰😊 Ilaina amin'izao vacances izao, na entina mianatra ihany koa 🎒Atao tenue EPS 👌

Tailles : 2 - 4 - 6 - 8 - 10 - 12 ans
Tissu : coton 100%, 180 grammes.

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🇲🇬Baobab : sary iray tena tiantsiaka malagasy. Inona ny antony ? Ao afovoan'ny faritra atsimo andrefan'i Madagasikara di...
03/08/2026

🇲🇬Baobab : sary iray tena tiantsiaka malagasy. Inona ny antony ?

Ao afovoan'ny faritra atsimo andrefan'i Madagasikara dia misy baobaba iray goavambe mijoro. Lehibe dia lehibe ny vatany ka tsy maintsy nifampitantana ny ankizy maromaro vao nahavita nanodidina azy.

An-jatony taona maro dia nijery ny fifandimbiasan'ny vanim-potoana, ny mpandeha ary ny biby izy. Nilalao teny amin'ny rantsany ny gidro, nanorina akany teo aminy ny vorona, ary niala sasatra teo ambanin'ny alokalony ny mponina rehefa mafana ny andro.

Indray andro, nanontany ny raibeny ny zazalahy iray :

- Nahoana no zava-dehibe ny baobaba ?

Nitsiky ny raibeny ary namaly hoe :

- Satria mampianatra antsika faharetana izy. Miadana ny fitomboany, ela velona izy, ary manome nefa tsy mangataka tambiny. Manome alokaloka, voankazo, ravina ary mitahiry rano ao anatin'ny vatany mandritra ny vanim-potoana maina.

Ho ataontsika @ tee-shirt Gasy Gasy ve ny Baobab ? Lazao ao @ commentaires ny hevitrao ary 🥰😊

Gasy Gasy Compagnie : La référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

I Big MJ dia tsy miala @ Gasy Gasy Compagnie !☺️🥰🇲🇬Misokatra hatrany ny boutiques Gasy Gasy Compagnie, ho anao izay mani...
29/07/2026

I Big MJ dia tsy miala @ Gasy Gasy Compagnie !☺️🥰🇲🇬

Misokatra hatrany ny boutiques Gasy Gasy Compagnie, ho anao izay maniry hijery mivantana ny kalitaon'ny akanjo vokarinay😊 Manomboka @ 7 ora sy sasany maraina hatramin'ny 5 ora hariva.

✅Boutique 1 : 67HA parking, akaikin'ny Sahamadio
✅Boutique 2 : Tsiazotafo ampitan'ny Venic ambony, immeuble Temple of Glory box E2, vao miditra ao @ farany ambany dia @ ankavanana.

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar ! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

25/07/2026

Niara-nifaly ny ekipan’ny Gasy Gasy Compagnie androany 🥰❤️✅

Ny fahombiazana rehetra dia noho ny fiaraha-mientan’ny tsirairay…

Ankasitrahana hatrany ny ezaka ataon’izy ireo @ fanatanterahana ny asa 🙏

Ankasitrahana ihany koa ianareo mpanjifa @ fahatokisanareo ny Gasy Gasy Compagnie 🙏😊

Gasy Gasy Compagnie : la référence textile numéro 1 à Madagascar 🇲🇬

🥳
22/07/2026

🥳

Anisan’ny hitiavanareo sy tsy ahafoizanareo ny Gasy Gasy Compagnie ny kalitaon’ireto tee-shirt vierges ireto 🥰😊 Efa miak...
16/07/2026

Anisan’ny hitiavanareo sy tsy ahafoizanareo ny Gasy Gasy Compagnie ny kalitaon’ireto tee-shirt vierges ireto 🥰😊 Efa miakatra tsikelikely ao ny couleurs vaovao, aza tara 🙏

Afaka jifainao ao @ MP na ao @ boutique 67ha parking akaikin’ny Sahamadio, na Tsiazotafo ampitan’ny Venic ambony.

Mahavita zavatra tsara isika Malagasy 🇲🇬

Address

67Ha Parking
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Gasy Compagnie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share