MAGA STORE

MAGA STORE ÉNERGIE - DÉCO - OUTILLAGE

05/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! R'azouzi R'azouzi, Fenomanana Fitiavana, Lala Nirina

19/07/2026

💥SUPPORT MURAL TV

📺 ATAOVY MENDRIKA SY MODERINA NY TRANONAO!

Apetraho tsara sy azo antoka ny Télévision-nao miaraka amin'ny Support Mural TV Universel Orientable.

✅ Mifanaraka amin'ny TV 26" ka hatramin'ny 55"
✅ Mihodina sy azo ahitsy amin'ny zoro tianao
✅ Vita amin'ny vy matanjaka
✅ Fametrahana mora sy azo antoka

💰 Vidiny: 55.000 Ar

📞 034 63 272 95. Stocks limités

19/07/2026

🔧CLÉ À CHOC SANS FIL MAKITA

🔥 HERINY GOAVANA, ASA VITA HAINGANA!

Na matihanina ianao na mpanao asa an-trano dia ity no fitaovana ilainao!

🔹 Puissance 1200 N.m
🔹 Moteur Brushless maharitra
🔹 Batterie 68V 6.0Ah (2 batteries)
🔹 Kit complet: douilles, forets ary flexible
🔹 Mety amin'ny fiara, moto, fanamboarana ary chantier

💰 Vidiny mirary: 245.000 Ar

📞 034 63 272 95. Stocks limités

19/07/2026

💥ARRIVAGE STABILISATEUR MINGCH (5KVA & 10KVA)

Ireo ihany no misy plage de tension 90-250V

⚡ AROVY NY FITAOVANAO, AMPITOMBOY NY FAHARETANY!

Tsy mila matahotra intsony ny fiovaovan'ny herinaratra!

Ny Stabilisateur Servo-Moteur MINGCH no vahaolana hiarovana ny:

✅ Réfrigérateur ✅ Télévision ✅ Ordinateur ✅ Pompe à eau ✅ Matériel industriel sy birao

🔹 Fanitsiana herinaratra haingana sy marina (Temps de réponse rapide)
🔹 Plage d'entrée: 90V – 250V 🔹 Monophasé
🔹 Kalitao matanjaka sy maharitra
🔹 Misy 5000VA sy 10KVA

📞 034 63 272 95
Stock très limité 🚚 Livraison GRATUITE

19/07/2026

💥SUPPORT FLEXIBLE POUR SMARTPHONE

📱 AMPIASAO AM-PAHATONIANA NY FINDAY-NAO!

Te hijery vidéo? Hianatra? Hanao vidéo? Hiasa?

Ny Support Flexible Smartphone no namboarina hanamora ny fiainanao.

✅ Mihodina 360°
✅ Bras flexible azo ahodina
✅ Pinçe matanjaka tsy mora miala
✅ Mety amin'ny birao, fandriana, lakozia ary latabatra

🎨 Couleur disponible : ⚫ Mainty ⚪ Fotsy

💰 Vidiny: 12.000 Ar

📞 034 63 272 95

Address

Antananarivo

Telephone

+261322562692

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAGA STORE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share