BéABa

BéABa Vos besoins au quotidien

Changement de projet, vend FEUILLARDPrix total (tsy misaraka) : 207.000arRécupération : Ambatobe Frais de livraison : à ...
12/05/2026

Changement de projet, vend FEUILLARD
Prix total (tsy misaraka) : 207.000ar
Récupération : Ambatobe
Frais de livraison : à partir de 5.000ar

Ela ela ! 🥺 Ito indray n'y CADEAU antsika rehefa manjifa ato amin'ito i BéABa ianao an ! Maniry amin'ny tahony izy io, n...
09/05/2026

Ela ela ! 🥺 Ito indray n'y CADEAU antsika rehefa manjifa ato amin'ito i BéABa ianao an ! Maniry amin'ny tahony izy io, noho izany tahony mihitsy no omenay. Merci merci !

À tous ceux qui travaillent avec passion, dévouement et persévérance,  votre travail construit un avenir meilleur chaque...
01/05/2026

À tous ceux qui travaillent avec passion, dévouement et persévérance, votre travail construit un avenir meilleur chaque jour !

BéABa _

Mirary fetin’ny p***a hieren-doza ho antsika rehetra !
06/04/2026

Mirary fetin’ny p***a hieren-doza ho antsika rehetra !

Arabaina ny vehivavy rehetra ! Mirary tontolo andro mahafinaritra !
08/03/2026

Arabaina ny vehivavy rehetra ! Mirary tontolo andro mahafinaritra !

Disponible de suite en cette période de pluie !
05/02/2026

Disponible de suite en cette période de pluie !

🌿☕ Ny ROMARIN na ROSEMARY no CADEAU MAIMAIMPOANA zaraina amintsika indray rehefa manao achat eto amin’i BéABa amin’ity i...
20/01/2026

🌿☕ Ny ROMARIN na ROSEMARY no CADEAU MAIMAIMPOANA zaraina amintsika indray rehefa manao achat eto amin’i BéABa amin’ity indray mitoraka ity ☕🌿

Ny antony ? Maro ireo soa azo avy aminy ho an’ny vatan’olombelona, ohatra hoe :

1️⃣ Hanasana loha na hanakobanana volo 💆‍♀️
Stimule la circulation au niveau du cuir chevelu et soutient des cheveux plus forts.

2️⃣ Andramo atao fandomana tongotra anie e ! 🦴
Contribue à relâcher les tensions ressenties au lever.

3️⃣ Afaka sotroina ihany koa 🩸
Aide le corps à retrouver énergie et dynamisme.

4️⃣ Manadio ny aty 🍃
Accompagne le travail naturel du foie et l’équilibre digestif.

5️⃣ Misy manao hevoka koa izy io, mampitony ny saina 🛡️
Participe au maintien des défenses de l’organisme.

6️⃣ Atao amin’ny sakafo, indrindra fa ny hen’omby 😋

7️⃣ Inona moa ilay fahafito ?

14/01/2026

12.000Ar
Kit de jardin 03 pièces
Dimension: 18cm

CADEAU : une botte de romarin fraîchement coupée (05 brins)

Livraison à partir de 3.000Ar
Envoi province en P.A
Récupération : Mandrosoa Ilafy



🎆 Arabaina isika nahavita iny 2025 iny ka nahatratra ity 2026 ity ! 🎆
31/12/2025

🎆 Arabaina isika nahavita iny 2025 iny ka nahatratra ity 2026 ity ! 🎆



Address

Mandrosoa
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 13:00

Telephone

+261330300482

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BéABa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share